
Ka lanonana Telo sosona no nanamarihana Izany teto Amin’ny FatragnΓ© Manakara bΓ© dia ny Famoahana ny mpianatra andiany Fahasivy Izay nisalotra ny Anarana hoe SAFIDY .( Promotion SAFIDY ) Sy ny fankalazana faha 10 taona Ary ny fiarabana nahatra ny taona vaovao izay nafanainy Mpanakanto ThΓ©o RAKOTOVAO .


Midika Izany fa Ireto Zay avoaka eto androany Ireto dia efa afaka mandray asa avy hatrany.
Ankoatra ny tombony lehibe izay nanampiana ny filiΓ¨re izay rantovin’ireo mpianatra nanomboka ny taona 2024 lasa TΓ©o dia Miavaka loatra izahay hoy izy satria efa manana mpampianatra matianinana sy za-draraha dia ireo Docteur sy professeur maro izay mampita fahaizana amin’ireo Zaza ireo ka nahatongavana amin’izao faha folo taonany izao.
Ary atreto dia Mbola tsy mitsahatra mitombo ireo mpianatra Tonga miofana ka manasa ireo ray amandreny Zay tehampianatra ny Zanany ho lasa mpitsabo mpanampy na koa ho mpampivelona fa mbola misokatra ny fandraisana ireo zanatsika.

Nangonin’i Mamiko Seraphin