๐—ž๐—”๐—ข๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—”๐—•๐—˜ ๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” – ๐—›๐—ข ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก`๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ฆ๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ข ๐—Ÿ๐—”๐—™๐—ฌ

377 0
โ€ข ๐—”vy hatrany asa no nanombohan`ny ben`ny tanana vaovao anatin`ny kaominina Ankiabe Salohy, CRoidys Armand, ny fahavitan`ny famindram-pitantana teo amin`ny ben`ny tanana teo aloha sy ny tenany androany talata 4 febroary tao Ankiabe Salohy distrikan`i Mandritsara faritra Sofia. Hatao filamatra amin`ny asa fampandrosoana maro lafy ny kaominina. Fihaonana tamin`ny mpanabe, ny sefo fokontany ary fikambanana maro. Lahadinika ny firaisana ho amin`ny fampivoarana ny kaominina. Asa atrehan`ny kaominina ato ho ato ny fananganana trano fivarotana (pavillon) ao Ambohimalandy sy Matsaboribe.
โœฆNambaran`ny ben`ny tanana ity fa ny fanomezana-tanana, fanoroana hevitra avy amin`ny sojabe ny tanora ahafahana miroso amin`ny fandrosoana. Misokatra amin`ny olona rehetra na lafin-kery isankarazany koa ny kaominina. Manao antso amin`ny zanaka ampielezana manerana izao tontolo izao ny ben`ny tanana vaovao. Vonona hiara-hiasa raha ny fampandrosoana no imatesana, eo koa ny fiaraha-miasan amin`ny fitondram-panjakana foibe, vonona amin`izany ny kaominina ambanivovitra Ankiabe Salohy. Manantena fanomezan-tanana amin`ny faritra Sofia koa ny ben`ny tanana vaovao. Hetaheta hoy ben`ny tanana ity ny hanamboarana lร lana. Mangataka amin`ny governora handefa milina entina anaovana izany izy sy ny vahoaka entiny satria ilaina amin`ny famoaham-bokatra (Tsoamatsiko, vanille, rafia, kafe, vary) Vonona hiara-hiasa amin`ny mpandraharaha ara-toekarena ka niantso koa ireo mpividy vokatra koa ny kaominina.
Ankilany, vonona ny vahoaka hifanome tanana amin`i Croidys Armand. Porofon`izany ny fahatongavan`izy ireo nanotrona lanonam-be fanolorana azy amin`ny maha ben`ny tanana. Niatrika izany ny lefitry ny lehiben`ny distrika, Solontenan`ny Solombavambahoaka, lehiben`ny boriborin-tany sy ny maro hafa.

Related Post

NANAO FANAMBARANA NY VOVONANA FIRAISANKINA

Posted by - octobre 7, 2024 0
Ny ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—ก๐—” no tena mpanohitra eto aminy firenena. Tsy vaky ny ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—ก๐—” araka ny fanambarana nataon’ireo Antoko politika…

๐—™๐—œ๐—™๐—œ๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—˜๐—ก๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿด : ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—˜๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก’๐—œ๐— ๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ง๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐™‹๐™–๐™ง๐™ž๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค

Posted by - aoรปt 8, 2025 0
๐Ÿ‘‰๐™‹๐™–๐™ง๐™ž๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค, ๐™—๐™š๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–ฬ€๐™ฃ๐™– ๐™„๐™ข๐™š๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™–๐™ฉ๐™ค๐™จ๐™ž๐™ ๐™–, ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฅ๐™ค๐™ก๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ซ๐™ค๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ง๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ค๐™ข๐™—๐™– ๐™ค๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™๐™ž๐™—๐™š๐™ข๐™–๐™จ๐™ค ๐™ฉ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™Ž๐™ค๐™ก๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™›๐™–…