๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐ ๐ญ๐๐จ๐ง๐ ๐ญ๐๐จ๐ซ๐ข๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐ง๐ข๐ฃ๐จ๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ, ๐ฆ๐๐ก๐๐ฅ๐๐จ ๐ญ๐๐ง๐ ๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐ฌ๐ญ๐ข๐ญ๐ฎ๐ญ ๐๐จ๐ง๐๐ฎ๐๐ข๐ฎ๐ฌ.
Efa 15 taona no nisian’ny ๐ผ๐๐ ๐ก๐๐ก๐ข๐ก ๐ถ๐๐๐๐ข๐๐๐ข๐ ๐’๐ธ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ก ๐๐๐โ๐๐๐๐ข๐ ๐๐ก๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐, ka androany ๐๐ ๐๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐ no nahazoany fahaleovan-tena tanteraka, eo amin’ny sehatry ny Oniversiten’i Fianarantsoa.
Niankina tamin’ny Oniversiten’Antananarivo izy taloha, nefa niova nanomboka androany io fifandraisana io. Nisokatra tamin’ny taona 2011 ny institiota, ary tsy toy ny sampany hafa manerana an’i Madagasikara โ izay mifantoka amin’ny fampianarana teny sinoa ihany โ fa manofana matihanina eo amin’ny sehatra maro koa izy: ๐๐ฌ๐ ๐ญ๐๐ง๐๐ง๐, ๐ญ๐๐ค๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ฃ๐ข๐, ๐๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐๐ฌ๐, ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐๐๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ค๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐๐ง๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ค๐๐ซ๐๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐.
Ankehitriny, dia mitantana ny fandaharam-pampianarana sy ny fitantanam-bolany manokana ny institiota eto amin’ny Oniversitean’i Fianarantsoa ka afaka misitraka mivantana ireo tombontsoa sy fanararaotra avy any Chine ireo mpianatra. Izay efa maro no nahazo tolotra sy tohana ho amin’izany.




