Faritra Bongolava, | Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fandrindram-piterahana

239 0
Notontosaina teto Tsiroanomandidy renivohitry ny Faritra Bongolava, ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fandrindram-piterahana. Tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ka hetsika fitsaboina maimaim-poana no nanamarihana izany.
Tonga nanotrona sy nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Ny Professeur RANDRIAMANANTANY Zely, notronon’ny Governoran’ny Faritra Bongolava, ireo Solombavam-bahoaka, ary ny Prefen’i Tsiroanomandidy, sy ireo Tomponandraiki-panjakana sivily sy miaramila.

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…

๐…๐Ž๐‘๐“-๐ƒ๐€๐”๐๐‡๐ˆ๐ | ๐‚๐‡๐‘๐‘ ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€๐“๐Ž.

Posted by - avril 13, 2025 0
๐…๐Ž๐‘๐“-๐ƒ๐€๐”๐๐‡๐ˆ๐ | ๐‚๐‡๐‘๐‘ ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€๐“๐Ž. —- Hofankalazana ny andro manerantany hoan’ny fahasalamana sy hofamaliana ireo fangatahana ary fanamafisana ny fiaraha-miasa efa…