FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA | Nitafa nivantana ny tamin’ireo Ray aman-dreny ara-drazana ny Faritra Anôsy

215 0

FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA.
𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗠𝗔𝗡- 𝗗𝗥𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗥𝗔- 𝗗𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔- Faritra Anôsy

Hanafy haja ny lanonana ho fankalazana ny lohataona taom- baovaon’i Madagasikara any Antananarivo ny 04-05 Oktobra 2024 izao ireo Ray aman- dReny ara-dRazana hisolotena ny Faritra Anôsy.

Nisaotra sy nankasitraka ireto Ray aman- dReny ireto Ramatoa Goverinora Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA ny amin’ny firaisam- po sy fanoloran- tenan’ izy ireo haneho ny soatoavin’ ny Faritra ka nanolotra vatsin- dalana ho azy ireo sy ny ekipan’ny DRCC Anôsy.

Izao hetsika izao dia iarahana amin’ny Ministeran’ny serasera sy ny Kolotsaina, ka ny fitaleavam- paritry ny Serasera sy ny kolotsaina Anôsy no hitarika ireo delegasiona any Antananarivo.

 » 𝑺𝒐𝒂𝒕𝒐𝒂𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒐𝒎𝒃𝒐𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒔𝒐𝒂𝒏𝒂 »

Nangonin’i ARRONE KENNEDY
(Sary Faritra ANÔSY)

Related Post

Analanjirofo Vakoka sy Kolontsaina | Ministera Miasa amin’ny Vakoka

Posted by - juin 1, 2025 0
𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎 | 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐚𝐤𝐨𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐒𝐚𝐢𝐧𝐭𝐞 𝐌𝐚𝐫𝐢𝐞 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲…