Zaza 2 no maty tao amin’ny kaominina Ivato Centre izay ahiana ho ย ยป Peste biboniqueย ยป raha nahazo fitsaboana malaky kosa ny reniny
Mbola misy ny pesta ary voalohany Amoron’i Mania
Distrika Ambositra sy Manandriana no mbola ahitana ny tranga eto amin’ny faritra
Efa nisy didy navoakan’ny anivon’ny Prefektiora mahakasika ny fanadiovana nametrahana ny komity tamin’ny taona lasa saingy vitsy ny manatanteraka hany ka mbola tsy mety foana ny aretina
ย Ampy zay ny fanentanana koa hiroso amin’ny fanasaziana hoan’ireo Fokotany minia tsy manadio hoy ny eo anivon’ny OMC
โฆMisokatra ara-panjakana eto Mandritsara ny Centre Mรฉdical Manua, satria mametraka ny 3P (Partenariat Public Privรฉe) ny Minisiteran`ny Fahasalambahoaka. Nanambara Nuptia…
๐ Ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactรฉrienne izay areti-maso miparitaka tato ato dia nanao hetsika ny avy eo anivon’ny fitaleovam-paritry…