饾棩饾棥饾棤/饾棫饾棭饾棤 饾棤饾棓饾棢饾棓饾棞饾棤饾棔饾棓饾棥饾棗饾棳 饾棙饾棛饾棓 饾棝饾棞饾棩饾棦饾棗饾棓饾棥饾棓 饾棥饾棳 饾棫饾棩饾棓饾棥饾棦 饾棥饾棙饾棛饾棓 饾棤饾棔饾棦饾棢饾棓 饾棫饾棪饾棳 饾棥饾棓饾棤饾棧饾棞饾棓饾棪饾棓饾棞饾棥饾棓

194 0

Isany fotodrafitrasa vita nandritran鈥檔y fitatanan鈥檔y minisitry ny Serasera sy kolontsaina teo aloha Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy ny trano hanokafana ny RNM/TVM ao amin鈥檔y kaominina Ambanivohitra Malaimbandy ao amin鈥檔y distrikan鈥檔y Mahabo faritra Menabe ; Voahaja ny fepotoana tokony hamitana ny asa saingy hatramin鈥檌zao dia tsy mbola nampiasaina ity trano ity sady mbola tsy notokanana fa raha ny loharanom-baovao azo dia na ny tompon-andraikitra hiandraikitra ity RNM/TVM ao Malaimbandy ity ary dia efa ela no voatendry saingy ny trano vita ny fitaovana tsy misy hatreto ka manao antso avo ireo mponina ao Malaimbandy mba hijerena sy nanokafana ity TVM/RNM ity satria dia efa vakivaky ity trano ity amin鈥檌zao 聽ka manahy ireo mponina sao toin鈥檌lay tranoben-ny serasera sy kolontsaina 聽indray ity trano ity satria dia sady tsy misy mpiambina fa ataon’ny ankizy filalaovana fotsiny ka ahiana koa ny hasimba ny fefy fa sady ataon’ireo mpivarotra fanatonana entana rehefa sabotsy tsena iny no ataon’ny zaza filalaovana hiakarana hanaovana fanenjika izay mety hitera-doza ho an’ireo zaza ihany koa

Miantso an-dramatoa Minisitra Mara Volamiranty Donna ireo mponina mba hijery akaiky ity foto-drafitrasa izay zara fa vita ity ary mba hijery ny fomba hanokafana azy satria mijaly tsy mahara-baovao .

Efa mireseka ny serasera ato Menabe ihany moa isika dia hatreto dia mbola tsy manana talem-paritra voatendry ny fitaleovam-paritry ny serasera ato Menabe nanomboka ny 28 Jona lasa teo efa saika hanendry ihany moa ny minisitra teo aloha andriamatoa Augistin Andriamananoro saingy nohon鈥檔y kajikajy tamin鈥檌reo ray aman-dreny ara-politika ato Menabe izay samy hametraka ny olony dia izao hatreto dia mbola talempisolo-toerana no miandraikitra ny fampandehan-draharaha eo amin鈥檔y fitaleovam-paritry ny serasera ato Menabe

Nangonin鈥檌 Ra-Pa Menabe

Related Post

饾悈饾悇饾悞饾悡饾悎饾悤饾悁饾悑 饾悎饾悗’饾悜饾悇饾悕饾悁饾悑饾悁 饾悆饾悁饾悩饾悞

Posted by - d茅cembre 19, 2024 0
饾懐饾拹 饾挄饾拏饾拸饾挄饾拞饾挀饾拏饾拤饾拪饾拸饾拏 饾拸饾挌 20 饾挃饾挌 21 饾拏饾挀饾挌 22 饾拝饾拞饾拕饾拞饾拵饾拑饾挀饾拞 饾拪饾挍饾拏饾拹 饾拸饾挌 饾懎饾拞饾挃饾挄饾拪饾挆饾拏饾拲 饾拪饾拹’饾懝饾拞饾拸饾拏饾拲饾拏 饾懌饾拏饾挌饾挃 饾拪饾挍饾拏饾挌 饾拏饾挄饾拏饾拹 饾拞饾挄饾拹 饾懘饾拹饾挀饾拹饾拸饾拝饾拏饾挆饾拏 ; 饾拤饾拞饾挄饾挃饾拪饾拰饾拏…

FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA | Nitafa nivantana ny tamin’ireo Ray aman-dreny ara-drazana ny Faritra An么sy

Posted by - octobre 1, 2024 0
FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA. 饾棛饾棞饾棝饾棓饾棦饾棥饾棓饾棥饾棓 饾棥饾棞饾棓饾棩饾棓饾棡饾棓 饾棫饾棓饾棤饾棞饾棥’ 饾棞饾棩饾棙饾棦 饾棩饾棓饾棳 饾棓饾棤饾棓饾棥- 饾棗饾棩饾棙饾棥饾棳 饾棓饾棩饾棓- 饾棗饾棩饾棓饾棴饾棓饾棥饾棓- Faritra An么sy Hanafy haja ny lanonana ho…