๐Ÿšจ ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—๐—ฌ ๐— ๐—”๐—œ๐—ž๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ข ๐—Ÿ๐—œ๐—•๐—”๐—ก ๐Ÿ‡ฑ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

4 0

Manoloana ny toe-draharaha mampiahiahy ao Liban, nanao antso hentitra i Ny Rado Rafalimanana mba hiarovana ireo Malagasy monina any an-toerana.

๐Ÿ’ฅ Vokatry ny fanafihana baomba omaly alina :
โžก๏ธ ๐Ÿ‘๐ŸŽ ๐ง๐จ ๐ง๐š๐ฆ๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ข๐ง๐ฒ
โžก๏ธ ๐Ÿ๐Ÿ“๐Ÿ ๐ง๐จ ๐ง๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š

โš ๏ธ Ny ankamaroanโ€™ireo Malagasy any dia vehivavy mpiasa an-trano, ka tena marefo aminโ€™izao krizy izao.

๐Ÿ“ข ANTSO HO ANโ€™NY FANJAKANA MALAGASY:
Mitodika aminโ€™ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny Malagasy, ny Ambasady ao Arabie Saoudita ary ireo Consul any Beyrouth :

๐Ÿ‘‰ Fantaro mazava ny toerana misy ny Malagasy rehetra
๐Ÿ‘‰ Ampiasao ny tambajotra rehetra (indrindra Facebook & WhatsApp)
๐Ÿ‘‰ Manomร na vonjy taitra sy fepetra fiarovana
๐Ÿ‘‰ Arovy koa ireo Malagasy mpitsidika tafahitsoka

โ— Tsy ampy ny kabary sy laharana antsoina. Mila ASA mivantana.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Zo fototra ny fiarovana ny Malagasy na aiza na aiza misy azy.
Tsy misy ambony na ambany โ€” Malagasy iray isika rehetra.

๐Ÿ’ฌ โ€œNy fitarihana marina dia ny fiarovana ny vahoaka.
Ny fitiavan-tanindrazana dia aseho aminโ€™ny asa.โ€

๐Ÿ”ฅ VONJEO NY MALAGASY ALOHA!
โžก๏ธ Aorianโ€™izay vao manao kabary.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ MALAGASY ALOHA VAO ZAVATRA HAFA.

PrayForLebanon

MalagasyMifanohana

#VonjyAina

Madagascar

โœ๏ธRA PA

Related Post

TOLIHO SAKARAHA |SAKARAHA

Posted by - juillet 13, 2024 0
Firaisankina no hoentina hampandroso ny Faritra na Distrika iray ary fifanomezantanana. Tsy solombavambahoaka izay nifidy ahy aho hoy RAPHAEL Jean…