PREFECTURE TOLIARA

196 0

πŸ’₯ Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji Masoivoho ny Japon, miasa sy monina eto Madadasikara

πŸ”₯ Io no fantatra nandritra ny fihaonana aram-pomba ofisialy nataony sy ny mpiara miasa aminy ka noraisin’ny Sekretera jeneralin’ny Prefektiora izay nisolon-tena ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson ThΓ©odolin Lydore AdorΓ©.

⚑ Fitsidihana ireo tetikasa izay novatsian’izireo vola sy namboarina tamin’ny alalan’ny vahoaka Japoney moa no tena antondian’izireo ankoatry ny fitsidihana ny Seranan-tsambon’i Toliara.

Nangonin’ny Job.

Related Post

Commune Sabotsy Namehana| Voatolotra ny Lakilen’ny FKT Tsarafara

Posted by - juillet 8, 2024 0
ππ€π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ π€πβ€™πˆ π‘π€πŒπ€π“πŽπ€ π…πˆπ‹πŽπ‡π€πβ€™ππ˜ π…πŽπŠπŽππ“π€ππ˜ 𝐍𝐘 π…π€ππ€π‹π€π‡πˆπƒπˆπβ€™ππ˜ ππˆπ‘π€πŽπŒ-ππŽπŠπŽππ“π€ππ˜ π„π“πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…πŠπ“ 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐑𝐀 Maso niara-nijery satria nibaribary tahaka ny tafika andrefan-tanana…