𝗠𝗮𝗵𝗮𝗯𝗼: 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮h𝗮𝗿𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮, 𝗮𝗱𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆

Posted by - mars 29, 2026

Ao amin’ny distrikan’i Mahabo, faritra Menabe, mbola miatrika fanamby goavana ny mponina amin’ny fahazoana tolotra ara-pahasalamana, indrindra ny fanaovana vaksiny ho an’ny ankizy. Noho ny lalana ratsy sy ny halaviran’ny tobim-pahasalamana, maro ireo ray aman-dreny no tsy maintsy mandeha ora maro an-tongotra, na amin’ny kalesa, mba hitondra ny zanany hanao vaksiny. Ao amin’ny kaominina ambanivohitra

CEG MAHABO NOTOLORANA SOLOSAINA SY FITAOVAM-PANATANJAHAN-TENA

Posted by - février 7, 2024

📌 Nohon’ny fangatahan’ny talen_tsekoly tamin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa dia tonga namaly izany ny minisitra ka solosaina miisa telo miaraka amin’ny imprimante iray ary baolina miisa 13 ka 6 baolina kitra ary 7 basket sy fanamiana hilalaovana baolina kitra sy basket miisa 12 no natolotra ny CEG ao Mahabo sy