๐๐๐๐๐๐๐ – ๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
Ny lehiben’ny Governemanta NTSAY Christian no mitarika ny delegasionina aty Toliara.
Raha ny fantatra dia roa andro no fantatra ny faharetan’ny fidinana ifotony aty Toliara izao ka laha-dinika maro mikasika ny filaminana no hatao eto.