π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ | ππŽπƒπŽπ‘π€ππ€ πˆπ‘π„πŽ π•π€π‘π˜ π’πˆπŒππ€

247 0
π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ | ππŽπƒπŽπ‘π€ππ€ πˆπ‘π„πŽ π•π€π‘π˜ π’πˆπŒππ€
 
πŸ“Œ Notanterahina omaly tao Tanandava ny fandorana ireo vary simba ,izay hita tao amina Magazay iray ny herinandro lasa teo.
 
πŸ“Œ Tompon’andraikim-panjakana maro no nanatrika ny fandorana ireo vary ireo.
 
πŸ“Œ Nanomboka tamin’ny valo ora maraina hatramin’ny dimy ora hariva.
 

Related Post

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…

B I A N C O TOLIARA

Posted by - dΓ©cembre 10, 2023 0
B I A N C O TOLIARA 20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.  …