Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

425 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 »
Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy korana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny herikerika narahina orana madinidinika tao amin’ny renivohitry ny Kaominina Ambanivohitra Ambatosoratra, Distrikan’Ambatondrazaka androany Sabotsy 08 Martsa 2025.
Fikambanam-bahivavy avy amin’ireo Fokontany mandrafitra ny Kaominina no nandray anjara tamin’ireo hetsika maro samy hafa, ary tonga nanontrona sy nanome voninahitra izany ny ben’ny Tanana sy ireo olo-manakaja maro sivily sy miaramila raha ramatoa vadin’ny Ben’ny tanana kosa no nitarika ny lanonana fankalazana.
✍️ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝒋𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 | π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€

Posted by - avril 19, 2025 0
πƒπ’π¬π­π«π’π€πš πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 π€π¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš ππ„πŒππ€π‘π˜ π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€ -π™πšπ§ππšπ«π’π¦πšπ«π’πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐍𝐚𝐬𝐒𝐨𝐧𝐚π₯𝐲 πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ πŒπ€π…πˆ Ny π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 izay lefitry ny…