๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ – ๐ ๐จ๐ค๐จ๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ฒ amin’ny ๐๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐๐ง๐ฒ 11 ๐ง๐ข๐๐๐ซ๐ข๐ฆ๐๐จ๐ง๐ ๐ง๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐ ๐ฅ๐ฬ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ข๐ฆ๐๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐ง`๐ง๐ฒ ๐๐32 ๐๐ข๐ฌ(๐ต๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐`๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฒ๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐ ๐น๐๐๐ฬ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐๐ฒ ๐๐ฅ๐ข๐ฏ๐ข๐๐ซ)
โฆ Lร lana 10 km amin`ny RN32 bis iny no nasiana fanarenana, satria mampijaly ireo tantsaha amin`ny famoaham-bokatra. Nifanome tร nana ny fokonolona avy amin`ny fokontany 11 ao anatin`ny kaominina ambanivohitra Marotandrano tamin`ny talata 16 aprily teo. Nanampy tamin`ny fiatrehan`ireo vahoaka asa lalana izao ny ๐๐๐ง๐๐ข๐๐ ๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐๐ฏ๐๐ฆ๐๐๐ก๐จ๐๐ค๐ ๐ง๐๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฏ๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฒ ๐๐ฅ๐ข๐ฏ๐ข๐๐ซ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ง ๐๐๐ง๐ฬ.
Vary sy omby natao laoka no natolotra fokonolona nanaovana ny asa niainga avy ao Antsiraka hatrao Andilambe ary nipaka any Antsiatsiaka ambony. Ireo lavadavaka no tena nokendrena narenina tamin`izany.
โฆSamy afapo ny mpandray anjara, nisaotra ny fandavan-tena avy amin`๐๐๐ง๐๐ข๐๐ ๐๐๐๐๐, ny fokonolona. Nilaza ireo mpandray anjara fa vonona hanohana ny ยซย ๐๐๐ง๐๐ค๐ ๐๐ง-๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ…ย ยป