π‹πŽπ™π€πŒ-ππˆπ…π€πŒπŽπˆπ•πŽπˆπ™π€ππ€ π“π€πŽ πŒπ€π‡π€ππŽ

156 0

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo atsinanan’ny croisement an’ny Ankilivalo androany ka Kibota avy nila fandrehitra no nivadika rehefa niala kodiaran-droa tokony tamin’ny 11 ora atoandro vokany olona valo no naratra ka voatery nampidirina hopitaly tety Morondava .

Vao naheno izany ny solombavambahoaka voafidy tao amin’ny distrikan’ny Mahabo dia tonga teny amin’ny hopitaly nijery ireo naratra ary nandray an-tanana ny fitsaboana azy ireoΒ , tsy nisy moa ny aina nafoy ary efa nahazo fitsaboana avokaoa ireo naratra ary manao tantsoroka amin’ny fitsaboana kosa ny solombavambahoaka voafidy tao Mahabo Andrianirina Narcis

Nangonin’i RA PA

Related Post

M A D I R O V A L O
DISTRICT AMBATO-BOENY

Posted by - aoΓ»t 8, 2025 0
Nigadona anio maraina eto am Kaominina madirovalo ny delegasionina mafonja notarihiny Andriamatoa Solombavambahoaka Randrianarivo Edwin ahitana any Andriamatoa Governoran’ny Faritra…