饾悑饾悗饾悪饾悁饾悓-饾悘饾悎饾悈饾悁饾悓饾悗饾悎饾悤饾悗饾悎饾悪饾悁饾悕饾悁 饾悡饾悁饾悗 饾悓饾悁饾悋饾悁饾悂饾悗

301 0

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo atsinanan鈥檔y croisement an鈥檔y Ankilivalo androany ka Kibota avy nila fandrehitra no nivadika rehefa niala kodiaran-droa tokony tamin鈥檔y 11 ora atoandro vokany olona valo no naratra ka voatery nampidirina hopitaly tety Morondava .

Vao naheno izany ny solombavambahoaka voafidy tao amin鈥檔y distrikan鈥檔y Mahabo dia tonga teny amin鈥檔y hopitaly nijery ireo naratra ary nandray an-tanana ny fitsaboana azy ireo聽, tsy nisy moa ny aina nafoy ary efa nahazo fitsaboana avokaoa ireo naratra ary manao tantsoroka amin鈥檔y fitsaboana kosa ny solombavambahoaka voafidy tao Mahabo Andrianirina Narcis

Nangonin鈥檌 RA PA

Related Post

Omby 9 maty nilatsaham-potaka

Posted by - novembre 18, 2025 0
Omby 9 maty nilatsaham-potaka omaly alatsinainy alina no tao Ankiakabe Ambohimanakana fokontany Ambinanijabahina kaominina Pont Sofia distrika Mandritsara. Tantsaha roa…