Related Post
FORT-DAUPHIN | AKONβNY FANKALAZANA NY 08 MARSA 2024.
Sambany tamin’ny tantara ny FORT-DAUPHIN no nisy fankalazana tena nivavaka sy nakotrokotroka sy tena naresaka. Nisy ny diabe zay…
Matotra ny fiaraha-misa eo amin’ny OJM sy ny INSTAT
Fanamafisana fiaraha-miasa sy fahaiza-manao. Miofana momba ny statistika, mandritra ny telo andro, any Antsirabe, ny mpanao gazety 20 avy…
πππππ 2 ππ πππππππ ππ πππππ’ππ πππππ πππ ππππ’ππ ππππππππ πππππππππ
Zaza 2 no maty tao amin’ny kaominina Ivato Centre izay ahiana ho Β Β» Peste biboniqueΒ Β» raha nahazo fitsaboana malaky kosa…
π ππ§ππ«π’ππ¦π©ππ‘ππ₯ππ¦ππ§π: ππ¨ππ¨π€ππ§ππ§βπ§π² π π’π₯π¨π‘ππ¦-π©π’π«ππ§ππ§π π§π² πππ¨π¦π’π¬ππ«π’π π―ππ¨π―ππ¨ ππ¨ ππ¨π‘π’ππππ¨
Vohibato, 3 Jolay 2025 β Nanterinβny Filohanβny Repoblika, Andry Rajoelina, androany ny fanokafana aminβny fomba ofisialy ny Kaomisarianβny Polisim-pirenena vaovao…
Mahajanga | Ady amin’ny fanondranana an-tsokosoko harem-pirenena
Nandamoaka ny fikasana hanondrana zana-tsokatra an-tsokosoko ho any tanzania. Teratany tanzanianina iray mpanao trafika no nahatratrarana sokatra miisa 805 natao…




