๐…๐Š๐“ ๐“๐’๐ˆ๐€๐ƒ๐€๐๐€ : ๐๐€๐๐„๐‡๐Ž ๐๐˜ ๐“๐’๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐…๐€๐‹๐ˆ๐€๐๐˜ ๐๐˜ ๐Œ๐๐Ž๐๐ˆ๐๐€, ๐๐Ž๐‡๐Ž๐’๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Š๐€๐•๐€๐‡๐€๐๐€ ๐‡๐Ž๐€๐’๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐‘๐€๐Š๐€ ๐ˆ๐‹๐€๐˜ ๐“๐ˆ๐‚๐Š๐„๐“ ๐‡๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐•๐€๐‘๐˜ ๐Ÿ“๐ŸŽ๐Š๐ 

335 0
Naneho ny hatezerany ireo Mponinโ€™ny Fokontany Tsiadana ny tolakโ€™andro teo nohonโ€™ny fiparitahanโ€™ny resaka fa efa nisy andianโ€™olona nisitraka sy nahazo ilay vary 50kg isanโ€™olona fanampiana avy aminโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika.
Nobahananโ€™izy ireo ny arabe izay narahina fandoroana kodiara, nijoalajoala ny afo, ary ny hiakiakโ€™izy ireo, dia hoe, nahoana no misy fiangarana, nahoana no misy mahazo ticket, misy tsy mahazo.
Araka ny filazanโ€™ireto vahoaka marobe tonga nanatanteraka ity tsy fahafaliana ity, dia nahodikodinโ€™ny Filoham-pokontany sy ireo mpiara-miasa aminy ny vary fanampiana, ary izay namanโ€™izy ireo ihany no mahazo ticket. Izay midika fa misy ny kitranotrano.
Niezaka niantso ny Filoham-pokontany izahay, fa tsy nahazo azy, fa arak any filazanโ€™ireo mpiara-miasa aminy, dia lasa any aminโ€™ny Domaine Ankadinratombo izy naka ny fanampinโ€™ireo Ticket hozaraina ireo.
Nanambara hatrany ity mpiara-miasa aminy ity, fa aorianโ€™ny fifidiana vao afaka zaraina ireo ticket hahafahana maka ny vary, ary hahazo avokoa izay manana Karinem-pokontany rehetra.
Tonga nandamina sy nifehy tsy hitaranโ€™izany hetsika izany ny Polisim-pirenena ka tsy hiteraka korontana, niverina nilamina ihany ny tanana rehefa nitehon-kohariva ny andro, izany hoe taminโ€™ny 6.30 minitra tany ho any.

Related Post

๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”- ๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ž๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—œ๐—•๐—˜ – ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ- ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ผฬ‚๐˜€๐˜†

Posted by - avril 20, 2024 0
FORT-DAUPHIN. ๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”- ๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ž๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—œ๐—•๐—˜ – ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ- ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ผฬ‚๐˜€๐˜†   Araka ny programanโ€™asa ny fitondram-panjakana…

Paska Antsirabe

Posted by - avril 1, 2024 0
Paska Antsirabe Anisan’ny fety iray tena mampiavaka an’Antsirabe ny fetin’ny paska, saika Tonga eto avokoa ny avy any amin’ny faritra…