Betsaka ny namaly ny antso ary tonga nanatrika izany ny Talem-paritry ny Jono sy ny Toe-karena manga Atsinanana, sy ny Talem-paritry ny Fizahan-tany ary ireo solotena avy amin’ny DREDD Atsinanana.
Tao amin’ny Foyer Social Foulpointe no nanatanterahana izany
Hetsika fanadiovana faobe ny toerana nanatanterahana ny fetsival IOβRENALA DAYS no nentinβny fikambanana IOβRENALA namarana tanteraka ny hetsika androany izay…