๐…๐ˆ๐“๐€๐‹๐„๐•๐€๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐„๐€๐™๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐’๐ˆ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐€

37 0
๐…๐ˆ๐“๐€๐‹๐„๐•๐€๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐„๐€๐™๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐’๐ˆ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐€
๐‚๐ˆ๐’๐‚๐Ž ๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€/ ๐™๐€๐ ๐€๐๐Š๐€๐™๐Ž๐€๐Œ๐๐Ž
๐Ž๐๐† ยซย ๐’๐„ ๐“๐„๐๐ƒ๐‘๐„ ๐‹๐€ ๐Œ๐€๐ˆ๐ย ยป/ ๐…๐Ž๐๐ƒ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐€๐—๐ˆ๐€๐/๐˜๐€๐’
๐‘ต๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ฒ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ฌ๐‘ท๐‘ท ๐‘จ๐‘ด๐‘ท๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐’๐‘จ๐•๐‘จ ย ยป ๐‘บ๐‘ฌ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ณ๐’€ ๐‘ป๐‘ฌ๐‘ณ๐‘ด๐‘จย ยป
แด›แด€สŸแด€แด›แด€ 15 แด€แด ส€ษชสŸส 2025
๐Ÿ““Efa tany amin’ny taona 1964 no niorina ny Sekoly eto Ampanazava saingy rava nohon’ny rivo-doza ary matimaty tao anatin’ny fotoana lava
๐Ÿ—๏ธNy Alakamisy 30 Mai 2024 no nanaovana ny fametrahana ny vato fototra ny fanorenana ny sekoly vaovao ahitana efitrano 2 miampy efitrano fidiovana sy vovon-drano
๐ŸกFiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena ,ny ONG ยซย se tendre la mainย ยป ,ny Fondation Axian ary ny YAS no nahavitan’izao foto-dafitrasa izao
๐ŸกSekoly faha 16 vitan’ireto mpiara-miombon’antoka ireto tato amin’ny Faritra Amoron’i Mania ity eto Ampanazava ity ary mbola hisy 3 haorina amin’ity taona 2025 ity
๐ŸกNy rehetra izay nandray fitenenana dia samy nanasongadina ny maha-zava-dehibe izao fanomezan lanja ny fanabezana izao ary nanentana ny rehetra ny amin’ny fanajana mba hanร nana azy maharitra
๐ŸกVita amin’ny ยซย Parpaingย ยป ny fanorenana ary ny Faritra no nandray an-tanana ny fitaterana ny fasika rehetra nampiasaina

Related Post

๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina…