๐“๐ˆ๐‹๐˜ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐’๐Ž๐…๐ˆ๐€ – ๐๐€๐‡๐€๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐‹๐€๐’๐˜ ๐‹๐Ž๐‡๐€๐‘๐€๐๐Ž๐Œ-๐๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐๐€ ๐’๐˜ ๐…๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐…๐€๐๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐๐€

250 0
Afam-po tamin`ny lasy nataon`izy ireo tany Antsohihy ny tanora mivondrona amin`ny Tily eto Madagasikara, nampivelatra ny sain`izy ireo indrindra fa ny fitaizana ara-tsaina sy ara-batana ho azy ireo ny fitaizana azo hatrizay ka nihamafy izany amin`izao.
Tontosa ny 22 hatramin`ny 26 aprily tao Antsohihy ny Lasy roa sosona; Fiofanana loharanom-bondrona teo koa ny lasy Fanatera sy Fanomana. Mpizaika an-jatony maro no tonga avy amin`ny distrika 7 mandrafitra faritra Sofia.
Samy amin`ny sokajy misy azy ny mpizaika tao ny anatin`ny fiofanana lohambondrona
amin`ny Mpiandraikitra antsoina hoe Fanomana, eo koa ny Fanatera.
Nangonin’i Uni Raz

Related Post

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny ยซย universitรฉ catholique ASJA Moramangaย ยป, sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…