๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐ˆ ๐Œ๐ˆ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐•๐€๐™๐Ž,
๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐๐Ž๐…๐ˆ๐๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐•๐€๐‹๐Ž(๐ŸŽ๐Ÿ–) ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐“๐€๐๐€๐๐˜ ๐€๐•๐€๐‘๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€  ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Ÿ๐ŸŽ ๐“๐€๐Ž๐๐€ ๐Œ๐€๐‡๐„๐‘๐˜

32 0

๏“ŒVita ny BAC eo amin’ny reniranon’i Mahajilo mampitohy ny renivohitrin’ny distrikan’i Miandrivazo sy ireo kaominina valo (08) izay nitoka-monina nandritra 20 taona maheryย  sady nanjakan’ny asan-dahalo.

Raha tsiahivina dia isan’ny distrika  nitondra faisana tamin’ny asan-dahalo i Miandrivazo taloha.
Betsaka ireo vazaha mpizahan-tany voaroba,ao anatin’ny kaominina iray nisy olona 20 matin’ny dahalo iray andro,tsy azo ivezivezena ny lalam-pirenena faha 34 fa tsy maintsy misy mandroba na dia amin’ny andro atoandro,tsy matory an-trano ny tantsaha isaky ny alina fa sao vaosaron’ny dahalo tampoka ao an-trano,tsy mahasahy mitoroka ny vahoaka satria matahotra valifaty raha toa ka afaka any ampigadrana ireo dahalo,na ny efa nigadra koa mbola afaka nanao asan-jiolahy foana nivoaka aty ivelany, betsaka ireo mpitandro filaminana maty sy naratra voatifitry ny dahalo,tsy maintsy nifampiraharaha tamin’ireo olon-dratsy ny mpandraharaha mba hiainana ampilaminana,eny na olomboafidy sy ny olomboatendry koa,tsy nazoto ireo mpiasam-panjakana toy ny mpampianatra ,ny mpiasan’ny fahasalamana niasa ambanivohitra fa nivangongo teo amin’ny renivohitrin’ny distrika.Tsy nanana karapanondro ny ankamaroan’ny olona satria tsy afaka nisava izany ireo mpitandro filaminana,efa ny dahalo no mifehin’ny fanjakana tany ambanivohitra.

MARIHINA FA BETSAKA ANEFA IREO OLONA TAFIDITRA ANATY TAMBAZOTRA TAMIN’IREO ASA RATSY NAMPAHORY VAHOAKA IREO NANDRITRA NY 30  TAONA LATSAKA.

๏‘‰TONGA NAMALY NY FITARAINANA NY FITONDRAM-PANJAKANA KA NANOLO IREO TOMPON’ANDRAIKITRA REHETRA MPIANTSEAHATRA AMIN’NY ADY AMIN’NY ADY AMIN’NY TSY FAHANDRIAMPAHALEMANA.

๏‘‰Ankehitriny noho ny ezaky ireo mpiantsehatra rehetra ireo,songadinina manokana amin’izany ny  ZANDARIMARIA aty menabe, dia toa nofinofy izany satria afaka miaina ampilaminana na an-tsaha na an-tanร na ny mponina.

๏‘‰Niverina tanteraka ny hasin’ny FANJAKANA:niverina nisokatra daholo ireo sekoly tany ambanivohitra,afaka mivezivezy ireo mpizahan-tany,eny na manokatra varavarana aza amin’ny alina dia tsy misy mpandroba.

Ny vahoaka aty an-toerana dia mivavaka ary manoha mandrakariva ireo paik’ady rehetra nataon’ireo mpitandro filaminana ka nahatonga vana amin’izao vokatra izao ary velom-pisaorana tanteraka ny fitondram-panjakana. Manenjika ankitsirano koa ireo olombitsy izay mbola maniasia.

๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐ˆ ๐Œ๐ˆ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐•๐€๐™๐Ž,
๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐๐Ž๐…๐ˆ๐๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐•๐€๐‹๐Ž(๐ŸŽ๐Ÿ–) ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐“๐€๐๐€๐๐˜ ๐€๐•๐€๐‘๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€ ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Ÿ๐ŸŽ ๐“๐€๐Ž๐๐€ ๐Œ๐€๐‡๐„๐‘๐˜

๐Ÿ“ŒVita ny BAC eo amin’ny reniranon’i Mahajilo mampitohy ny renivohitrin’ny distrikan’i Miandrivazo sy ireo kaominina valo (08) izay nitoka-monina nandritra 20 taona mahery sady nanjakan’ny asan-dahalo.

Raha tsiahivina dia isan’ny distrika nitondra faisana tamin’ny asan-dahalo i Miandrivazo taloha.
Betsaka ireo vazaha mpizahan-tany voaroba,ao anatin’ny kaominina iray nisy olona 20 matin’ny dahalo iray andro,tsy azo ivezivezena ny lalam-pirenena faha 34 fa tsy maintsy misy mandroba na dia amin’ny andro atoandro,tsy matory an-trano ny tantsaha isaky ny alina fa sao vaosaron’ny dahalo tampoka ao an-trano,tsy mahasahy mitoroka ny vahoaka satria matahotra valifaty raha toa ka afaka any ampigadrana ireo dahalo,na ny efa nigadra koa mbola afaka nanao asan-jiolahy foana nivoaka aty ivelany, betsaka ireo mpitandro filaminana maty sy naratra voatifitry ny dahalo,tsy maintsy nifampiraharaha tamin’ireo olon-dratsy ny mpandraharaha mba hiainana ampilaminana,eny na olomboafidy sy ny olomboatendry koa,tsy nazoto ireo mpiasam-panjakana toy ny mpampianatra ,ny mpiasan’ny fahasalamana niasa ambanivohitra fa nivangongo teo amin’ny renivohitrin’ny distrika.Tsy nanana karapanondro ny ankamaroan’ny olona satria tsy afaka nisava izany ireo mpitandro filaminana,efa ny dahalo no mifehin’ny fanjakana tany ambanivohitra.

MARIHINA FA BETSAKA ANEFA IREO OLONA TAFIDITRA ANATY TAMBAZOTRA TAMIN’IREO ASA RATSY NAMPAHORY VAHOAKA IREO NANDRITRA NY 30 TAONA LATSAKA.

๐Ÿ‘‰TONGA NAMALY NY FITARAINANA NY FITONDRAM-PANJAKANA KA NANOLO IREO TOMPON’ANDRAIKITRA REHETRA MPIANTSEAHATRA AMIN’NY ADY AMIN’NY TSY FAHANDRIAMPAHALEMANA.

๐Ÿ‘‰Ankehitriny noho ny ezaky ireo mpiantsehatra rehetra ireo,songadinina manokana amin’izany ny ZANDARIMARIA aty menabe, dia toa nofinofy izany satria afaka miaina ampilaminana na an-tsaha na an-tanร na ny mponina.

๐Ÿ‘‰Niverina tanteraka ny hasin’ny FANJAKANA:niverina nisokatra daholo ireo sekoly tany ambanivohitra,afaka mivezivezy ireo mpizahan-tany,eny na manokatra varavarana aza amin’ny alina dia tsy misy mpandroba.

Ny vahoaka aty an-toerana dia mivavaka ary manoha mandrakariva ireo paik’ady rehetra nataon’ireo mpitandro filaminana ka nahatonga vana amin’izao vokatra izao ary velom-pisaorana tanteraka ny fitondram-panjakana. Manenjika ankitsirano koa ireo olombitsy izay mbola maniasia.

๐Ÿ‘‰Ankoatran’ny filaminana dia nisy ny fahavitana ny lalana mirefy 150 km eo ho eo tamin’ny volana jolay lasa teo ary tontosa tandroany 11 aogositra 2025 tamin’ny 12 ora sy sasany atoandro ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny bac eo amin’ny reniranon’i Mahajilo fokotany Tsinjorano kaominina ambonivohitra Miandrivazo.
Mipetraka ny fatokisan’ny manam-pahefana eny an-toerana sy ny vahoaka eo amin’ny zandarimaria.

Ka tonga nisaotra manokana ny komandin’ny vondrotobim-paritry zandarimaria Miandrivazo ny solombavam-bahoakan’i Madagasikara sy ny lehiben’ny distrika.
โœ๏ธRA PA

Related Post

๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ยซย ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒย ยป

Posted by - fรฉvrier 28, 2024 0
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œ๐—จ๐—ป รฉ๐—นรจ๐˜ƒ๐—ฒ, ๐—จ๐—ป ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒโ€ izay nanentananโ€™IOโ€™RENALA ny…