๐€๐๐€๐‹๐€๐Š๐„๐‹๐˜ : ๐Œ๐€๐๐€๐‘๐€๐‘๐€๐Ž๐“๐‘๐€ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐Œ๐ˆ๐‰๐€๐๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐€๐’๐€๐๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐•๐€๐‘๐Ž-๐Œ๐€๐๐ƒ๐„๐‡๐€ ๐Š๐Ž๐‰๐€๐Š๐Ž๐‰๐€ ๐…๐ˆ๐€๐‘๐€

17 0
๐Ÿ“Œ Nitrangana savorovoro teo Analakely, manoloana indrindra ny ยซ Boutique Orange ยป io tolakโ€™andro io.
๐Ÿ“Œ Raha iny varina niantsena tao aminโ€™ny Orange iny ny Tomponโ€™ity fiara iray ity, dia nisy nanaraotra nanala ireo kojakoja sy haingony ivelanโ€™ny fiarany, ary misy namanโ€™io mpanimba io indray no mody manamboatra ny simba sy mametraka karazana kojakoja hafa, izay tsy teny ierana ary tsy nahazoana fankatoavana avy aminโ€™ny tompony.
๐Ÿ“Œ Hatairana sy hagagana tsy misy toy izany nony niverina ny tomponโ€™ny fiara mahita ny fiarany nanjary nisy kojakoja izay tsy fantany velively ny niaviany. Eo no miditra antsehatra mandresy lahatra ireto Mpanararaotra ireto, ary tsy mandeha irery izy fa manao andiany, ka ny sasany mandresy lahatra ilay tomponโ€™ny fiara mba hividy ireo kojakoja napetraka io, ny sasany mandrahona fa raha tsy hefaina ny vidiny dia hoendahiny ilay kojakoja samy hafa napetraka taminโ€™ny fiara.

๐Ÿ“Œ Manaiky tsy sazoka ilay tomponโ€™ny fiara, ary hatao ny adi-varotra, ireto mpanararaotra anefa dia manao ny sarany midangana, ka teo no nitranga ny olana, sy fifamaliana. Tratry ny be noho vitsy ireo Mpivady kely tomponโ€™ny fiara, kanefa niezaka nifanazava, taminโ€™io fotoana io, dia nisy nampandre izahay eto anivonโ€™ny FDM, ary tonga ara-potoana.
๐Ÿ“Œ Fantatra fa efa nomena 120 000 Ar ireto mpanararotra ireto, ary maro nijoro vavolombelona fa nisy tokoa io fanomezana vola, fa tsy nanaiky izy ireo, kanefa, dia karazana fils kely sahabo 5cm napetrany taminโ€™ny fiara, ary nikasa ny handoro ny fiara mihintsy izy ireo, soa fa nisy Polisy iray niasa teny aminโ€™ny manodidina ka tonga nandamina ny raharaha.
๐Ÿ“Œ Araka ny filazanโ€™ireo manodidina, dia efa fanaonโ€™izy ireo ity karazana ยซ fanararaotana hafakely ยป ity, ary misy aza voahambana antsy raha vao tsy manome izay vola lazainโ€™izy ireo. Ambaranay moa fa ny Mpanao Gazety naka ny sary dia sady voahompanโ€™izy ireo no mbola nanaovana fandrahonana ambava hatrany.
๐Ÿ“Œ Koa miangavy an-tanan-droa ny tomponโ€™andraikitra hijery ity fanararaotana hafakely ataonizy ireo ity fa miteraka savorovoro andaniny, fa ankilany kosa, manimba ny asanโ€™ireo izay tena mivelona aminโ€™ity asa manao varo-mandeha ity, hoy hatrany fangatahanโ€™ireo manao izany asa izany.
๐Ÿ‘‰๐Ÿผ ๐—ฉ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ, ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜†.
Nangonin’Lay Mahitsy

Related Post

๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐’๐ž๐Ÿ๐จ ๐Ÿ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐š๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฏ๐จ๐ค๐š-๐ฉ๐ข๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ญ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฆ๐ฉ๐จ๐ค๐š

Posted by - juin 1, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐’๐ž๐Ÿ๐จ ๐Ÿ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐š๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฏ๐จ๐ค๐š-๐ฉ๐ข๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ญ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฆ๐ฉ๐จ๐ค๐š โœฆMaty teny andalana raha hanatitra voka-pifidianana hihazo aty Mandritsara ny sefo…