DISTRIKAN’NY SOANIERANA IVONGO | MILAHATRA NY VAHOAKA MANOLOANA NY FAHATAPAHAN-JIRO LAVARENY .

460 0
Miaramirona nanao filaharambe ireo olona mivelona amin’ny Jiro teto andrenivo ho itrin’ny Distrikan’ny Soanierana Ivongo, tsy ary nahita fahatapahan-jiro tahak’izao raha ny nambarany vahoaka hatrizay nisiny jirama teto Soanierana Ivongo renivohitra .
Milina iray no ampiasaina ka tsy maharaka ny filany vahoaka, raha milina roa fanampiny no simba, Ny orin’asa Henri Fraise no mpiantoka ny milina izay hiasan’ny jirama eto Soanierana Ivongo maro ireo miresaka aiza ny Solombavambahoaka izay voafidy
Tsy hita ireo olona tokony hiaro ny vahoaka aminy filanizy ireo raha efa ambolana maro ny mpiasa ny jirama miresaka fa efa reraka ireo milina .
Nangon’ny  Brudo Raseta

Related Post

𝐅𝐈𝐓𝐀𝐋𝐄𝐕𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Posted by - avril 16, 2025 0
𝐅𝐈𝐓𝐀𝐋𝐄𝐕𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀 𝐂𝐈𝐒𝐂𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀/ 𝐙𝐀𝐏 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐙𝐎𝐀𝐌𝐁𝐎 𝐎𝐍𝐆 « 𝐒𝐄 𝐓𝐄𝐍𝐃𝐑𝐄 𝐋𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐍 »/ 𝐅𝐎𝐍𝐃𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐀𝐗𝐈𝐀𝐍/𝐘𝐀𝐒 𝑵𝑶𝑻𝑶𝑲𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑬𝑷𝑷 𝑨𝑴𝑷𝑨𝑵𝑨𝒁𝑨𝐕𝑨…