𝐌𝐈𝐉𝐀𝐋𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐇𝐀𝐘 𝐅𝐎𝐅𝐎 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐁𝐎 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐋𝐈𝐌𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐇𝐀𝐓𝐒𝐄

115 0

Io no sorabaventy mirantiranty nataon’ny olona manodidina ny trano fitehirizan’entana ao amin’ny Fokontany Ankilimarovahatse izay fametrahan’ny PAM entana.

Nambaran’ireo mponina manodidina fa vokatry ny fahasimban’ireo entana tehirizina ao (Vary sy Lojy) no mahatonga ny fofona maimbo tsy azo iainana.

Tsy mbola misy aloha hatreto ny fe-petra noraisina manoloana izao fofona maimbo io ka manamafy ny fitarainanan’ireo vahoaka manodidina ny Lefitry ny Ben’ny Tanana sy ny Chef Fokontany.

Nangonin’i JOB

Related Post

Fikambanana AFF Boriboritany faha 2 | Nifampiarahaba nahatratra ny taona

Posted by - janvier 28, 2024 0
𝐍𝐈𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐁𝐀 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀, 𝐍𝐈𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐀𝐑𝐘 𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐒𝐘 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐎𝐑𝐈𝐁𝐎𝐑𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐑𝐎𝐀 Ny sabotsy…