Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,
Toy ity eto amin’ny zaodahy ity Zao, mandalo eto avokoa ireo fiara fitanteram_mbahoaka mampitohy ny renibohitra kanefa dia toy izao ny fahasimbana eto.
Fankalazana ny TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA teto Bongolava « NY KOLOTSAIN’NY FITONIANA ANTOKY NY FAHAVELOMANAΒ Β» Fitsenana ny AFO TSY MATY Nokarakarain’ny DRCC…