๐๐€๐Œ๐Ž๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐€๐๐ƒ๐ˆ๐€๐๐˜ ๐“.๐ˆ.๐€.๐.๐€ ๐๐˜ ๐ˆ๐๐’๐๐€๐‹๐Œ ๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€

480 0
Andiany faha 09 nitondrana ny anarana T.I.A.N.A ( Tandroviko Isan’Andro Ny Aina) no navoakan’ny INSPALM (Institut Supรฉrieur des Paramรฉdicaux Alaotra Mangoro) Ambatondrazaka ny Zoma 13 Desambra 2024 tao amin’ny Masinjara.
Nitarika ny lanonam-pamoahana ireo ยซย infirmiersย ยปmiisa 71 sy ย ยป Sage Femmes* miisy 35 ny tale jeneraly sady nanorina ny sekoly ambony Andriamatoa ANDRIANANDRAINA HERINIAINA JOACHIN.
Nahatonga solo-tena nanome voninahitra ny lanonana niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra isa-tsokajiny avy ato anivon’ny Faritra Alaotra Mangoro sy ny Ben’ny Tananan’Ambatondrazaka Andriamatoa RATIANARIVO Roger moa ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.
Folo taona izao.
Ny taona 2013 moa no niforonan’ny INSPALM ao Mangarivotra Ambatondrazaka ity ary efa mpiofana an-drivony no nivoaka tao ka maro amin’izy ireo no efa amperin’asa ankehitriny ary marihana fa manaraka ny rafim-mpampianarana LMD INSPALM.
๐Ÿ“ ๐‘ณ๐’๐’—๐’‚ ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’‚ฬ€

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…