π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚

294 0
π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚
(Nisitraka fampitaovana mamaly filana amin`ny fiatrehana fianarana eny amin`ny anjery manontolo ny fikambanana)
✦ Iankinan`ny fahombiazana amin`ny fanohizana fianarana amin`ny sehatra ambony toy ny anjery manontolo ny fiombonan`ny mpianatra amin`ny alalan`ny fikambanana iray. Isany malaza amin`ny firaisankina amin`ny samy mpianatra izay ny 𝑭𝑴𝑨𝑨𝑻𝑴 (π‘­π’Šπ’Œπ’‚π’Žπ’ƒπ’‚π’π’‚π’`π’π’š π‘΄π’‘π’Šπ’‚π’π’‚π’•π’“π’‚ π‘¨π’Žπ’ƒπ’‚π’“π’‚π’•π’π’π’ˆπ’‚ π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’π’š π‘»π’†π’“π’‚π’Œ`π’Š π‘΄π’‚π’π’…π’“π’Šπ’•π’”π’‚π’“π’‚) izay nijoro efa 20 taona mahery. Noho ny fifankatiavana misy amin`ny fikambanana ity dia tonga nanolotra fampitaovana mamaly filan`ny mpianatra amin`ny fiatrehana fianarana ho an`ny mpianatra zanaka Mandritsara mandranto fianarana ao amin`ny Oniversiten`i Mahajanga i Dr RAKOTONDRAZANDRY Jeannin Nicolas sy vadiny, ny zoma 21 Jona 2024 teo.
✦Tsy ho sahirana ny fikambanana amin`ny famolavolana ny mpianatra hanatratra ny tanjona kendrena satria nisitraka : Ordinateur portable, Imprimante, Papier, Telephone Itel avy tamin`i Dr Jeannin Nicolas, (Enseignant vacataire anivon`ny fakiolten`ny Siansa ao amin`ny Oniversiten`i Mahajanga). Nizara tamin`ireo zanak`Androna koa izy ny ara-kevitra momba ny fametrahana tanjona amin`ny fianarana rantovina.
✦Velompisaorana tanteraka ireo mpianatra satria voavaha ny olan’izy ireo eo amin’ny lafiny ara-pitaovana ka ho fahombiazana no ho azo.
Tamparanana nirary soa sy nitsodrano ireo mpianatra izy mivady mba ho tafita amin’ny tanjona iriny avy.
Nangonin’i π‘ͺπ’π’‚π’–π’…π’Šπ’

Related Post

VOHITRA VOHITRAMBO, COMMUNE MIARINAVARATRA, DISTRIKAN FANDRIANA

Posted by - juillet 10, 2024 0
π•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π•πŽπ‡πˆπ“π‘π€πŒππŽ, π‚πŽπŒπŒπ”ππ„ πŒπˆπ€π‘πˆππ€π•π€π‘π€π“π‘π€, πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π π…π€ππƒπ‘πˆπ€ππ€ — Velon-taraina ny Mponina nohon’ny fahasimban’ny Β« PilΓ΄ne eto Vohitrambo Β» izay mamatsy fifandraisana…

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚

Posted by - juin 1, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚 ✦Maty teny andalana raha hanatitra voka-pifidianana hihazo aty Mandritsara ny sefo…