๐•๐Ž๐•๐Ž๐๐€๐๐€ ๐†๐Ÿ• ยซ ๐‹๐€๐’๐€ ๐™๐€๐Ž, ๐€๐๐“๐€๐๐€๐๐€๐‘๐ˆ๐•๐Ž ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐€๐ˆ๐๐“๐’๐˜ ๐Œ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž ยป

190 0

Anio Alarobia 23 Oktobra 2024 no nanao fanambarana tetsy aminโ€™ny Espace Mon Gouter Andrefanโ€™Ambohijanahary ny VOVONANA G7 ยซ LASA ZAO, ANTANANARIVO TSY MAINTSY MANDROSO ยป ny aminโ€™ny fahitanโ€™izy ireo ny raharaham-pirenena ankehitriny, ary indrindra ny fanehoanโ€™izy ireo ampahibemaso ny hanohananโ€™izy ireo anโ€™i Ramatoa Harilala RAMANANTSOA izay Kandida hatolotry ny Irmar hifaninana ho Benโ€™ny Tanana eto Antananarivo Renivohitra.

Fantatra fa Filoham-pikambanana avokoa ireto tonga niatrika ny fanambarana iraisana ireto, ary Fikambanana miisa 80 mahery no mivondrona ato anatinโ€™izany VOVONANA G7 ยซ LASA ZAO, ANTANANARIVO TSY MAINTSY MANDROSO ยป, ahitana Mpandraharaha, mpampianatra, mpanao gazety, mpanao tao-zavatra, mpanao asa vaventy sns โ€ฆ

Fanazavana entinโ€™ny Mpitarika azy ireo, Andriamatoa Lahatra RAKOTOVOLOLONA

Nangonin’ Lay Mahitsy

Related Post

๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—”๐—ก’๐—˜๐—ญ๐—”๐—ž๐—” ๐— ๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฆ๐—ฌ

Posted by - aoรปt 31, 2024 0
๐—›๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ mifanaraka amin’ny voarakitra ao amin’ny Drafitra…