π€πŒπˆπ‚π€π‹π€ 𝐃𝐄 𝐋𝐀 π‰π”π’π“πˆπ‚π„ π€πŒππ€π“πŽππƒπ‘π€π™π€πŠπ€

304 0
Nafana ny hetsika izay nokarakaran’ny « Amicale de la justiceΒ Β» Ambatondrazaka tao amin’ny Espace Zary Tanamandroso ny Alin’ny Zoma 21 Jona 2024.
Nanafana ny lanonana ny tarika TENCE MENA AU GRAND COMPLET ary
nitohy tamin’ny « Ambiance DiscothΓ¨queΒ Β» niaraka tamin’ny DJ HARYL
Nanome voninahitra ny hetsika moa ireo tompon’andraikitra isa-tsokajiny avy notarihan’Andriamatoa prΓ©fet an’Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA DieudonnΓ© sy olo-manakaja maro sivily sy miaramila.
Nangonin’i 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post