๐…๐€๐Œ๐€๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐Ž๐‹๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€ ๐„๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Ž๐‘๐ˆ๐๐€๐’๐€ ๐’๐ˆ๐‘๐€๐Œ๐€ ๐€๐Œ๐๐ˆ๐‹๐Ž๐๐„

12 0
โœจ Tonga any Ambilobe ny solontenam-panjakana ahitana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana ๐‘ญ๐‘ณ๐‘ถ๐‘น๐‘ฌ๐‘ต๐‘ป ๐‘บ๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฉ๐’†๐’•๐’š ๐‘ณ๐’†ฬ๐’๐’๐’๐’†.
โœ๐Ÿป Ny fandraisana sy ny fihainoana ny hetahetan’ny mpiasa sy ny mpampiasa ao amin’ny orinasa ๐’๐ฎ๐œ๐จ๐ฆ๐š ๐Ž๐ฎ๐ž๐ฌ๐ญ ๐’๐ฎ๐œ๐ซ๐ž na ny SIRAMA Ambilobe no fandaharam-potoana natao androany 02 Novambra 2025.
โžก๏ธ Rahampitso kosa dia hiroso amin’ny fandravonana ny dinika vita izay hikendrena fikaroham-bahaolana ny solontenam-panjakana, ny mpiasa sy ny mpampiasa ao amin’ny orinasa ๐’๐ฎ๐œ๐จ๐ฆ๐š ๐Ž๐ฎ๐ž๐ฌ๐ญ ๐’๐ฎ๐œ๐ซ๐ž (SIRAMA Ambilobe) izay ahitana mpiasa miisa 4 300.
โœ… Marihina fa nisy ihany koa ny fiarahamiasa manandanja niaraka tamin’ny ๐…๐€๐Œ๐€๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐Ž๐‹๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€ ๐„๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Ž๐‘๐ˆ๐๐€๐’๐€ ๐’๐ˆ๐‘๐€๐Œ๐€ ๐€๐Œ๐๐ˆ๐‹๐Ž๐๐„
โœจ Tonga any Ambilobe ny solontenam-panjakana ahitana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana ๐‘ญ๐‘ณ๐‘ถ๐‘น๐‘ฌ๐‘ต๐‘ป ๐‘บ๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฉ๐’†๐’•๐’š ๐‘ณ๐’†ฬ๐’๐’๐’๐’†.
โœ๐Ÿป Ny fandraisana sy ny fihainoana ny hetahetan’ny mpiasa sy ny mpampiasa ao amin’ny orinasa ๐’๐ฎ๐œ๐จ๐ฆ๐š ๐Ž๐ฎ๐ž๐ฌ๐ญ ๐’๐ฎ๐œ๐ซ๐ž na ny SIRAMA Ambilobe no fandaharam-potoana natao androany 02 Novambra 2025.
โžก๏ธ Rahampitso kosa dia hiroso amin’ny fandravonana ny dinika vita izay hikendrena fikaroham-bahaolana ny solontenam-panjakana, ny mpiasa sy ny mpampiasa ao amin’ny orinasa ๐’๐ฎ๐œ๐จ๐ฆ๐š ๐Ž๐ฎ๐ž๐ฌ๐ญ ๐’๐ฎ๐œ๐ซ๐ž (SIRAMA Ambilobe) izay ahitana mpiasa miisa 4 300.
โœ… Marihina fa nisy ihany koa ny fiarahamiasa manandanja niaraka tamin’ny ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐จ๐›๐จ๐ซ๐จ๐›๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ˆ๐ง๐๐จ๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐š ๐ฌ๐ฒ ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ž๐ฅ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐š๐ง๐ค๐ข๐ง๐š anatin’izao fihaonana ho famahana olana arak’asa izao.

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…