Toliara | Fahataongavan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa eto Toliara

374 0

📌 Toliara, Fahataongavan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa eto Toliara. Fidinana ifotony sy Fifanakalozana amin’ireo mpiara miasa eo anivon’ny anjerimanontolo no nisantaran’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony RAZAFIARISON Andriamanantena no nisantarany ny fotoana teto Toliara izay haharitra roandro, ny fanamafisana ny polotika Ankapobeny ny Fanjakana no tena votoatin’ny resaka izay miompna indrindra amin’ny Fiainam-pianakaviana sy Fandrimpiterahana .

🆔 Nangonin’i Joachim Ambroise

Related Post

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny « universitĂ© catholique ASJA Moramanga », sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…