๐Nidina ifotony nanao fanentanana sy fampahatsiahivana mahakasika ny lalร na mifehy ny fifampivoizana eny amin’ny Gare Routiรจre ny Polisim-pirenena. ยซย Ny tanjona dia mba hampihena ny lozam-pifamoivoizana.
๐Handraisana fepetra ireo tsy manaradalร na( ireo mpanao taingim-be,ireo mpamily mamo eo ampitondrana fiara,sns..)
Izao hetsika izao dia tafiditra amin’ny fanatanterahana ny Operation SARIKaย ยป hoy ny Commissaire Rakotovao Jean Christian.,Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy