TOAMASINA | Ho hentitra ny fanaraha-maso ny fifamoivoizana ankatok’izao fetin’ny Paska izao.

224 0

👉Nidina ifotony nanao fanentanana sy fampahatsiahivana mahakasika ny lalàna mifehy ny fifampivoizana eny amin’ny Gare Routière ny Polisim-pirenena. « Ny tanjona dia mba hampihena ny lozam-pifamoivoizana.

👉Handraisana fepetra ireo tsy manaradalàna( ireo mpanao taingim-be,ireo mpamily mamo eo ampitondrana fiara,sns..)

Izao hetsika izao dia tafiditra amin’ny fanatanterahana ny Operation SARIKa » hoy ny Commissaire Rakotovao Jean Christian.,Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana.

Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

PREFECTURE TOLIARA

Posted by - mars 20, 2024 0
💥 Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji…