TILY ETO MADAGASIKARA

242 0
๐ŸŽ Hetsika Goavambe no hatolotry ny Tily Analamanga Avaratra rahampitso 29 Desambra 2024 iarahana @ #Ampifitia.
๐ŸŽ Hetsika amaranan’ny Tily Analamanga Avaratra ity taona 2024 ity ho fampitaovana ny faritany mandritra ny 3 taona ka tongava maro be r’ise a.
๐Ÿ•œ @ 2 ora sy sasany no hanomboka ny hetsika ao @FJKM Ambohimpanja Ankadikely ( Terminus bus 163) โค๏ธ.
๐ŸŽ ยซย Ndao isika hanohana ny #TilyAnalamangaAvaratra @ alalan’ny fijerena ny fampisehoana fa indrindra tohano izy ireo @ alalan’ny #VAVAKA.
๐ŸŽ Izaho, ise hanohana ampitiavana azy ireo โค๏ธ๐ŸŽ€๐Ÿ™
โ€ผ๏ธAtaovy Mpianatra ny Firenena rehetra.mat 28:19 โ€ผ๏ธ
๐ŸŽซ Vidim-pidirana : tena mirary ry se an ๐ŸŽ€
ยฉMalala Tsaroana

Related Post