AMPATSY SOAMANANDRARINY : JIOLAHY IRAY NAHATRARANA BASY POLETA TAO AN-TRANONY

Posted by - décembre 26, 2023

  Vao tsy ampy herinandro izay no nahatratra Jiolahy raindahiny @ fanafihana sy fanendahana nisesy teto andrenivohitra ny zandary avieo anivon’ny poste avancé soamanandrariny dia izao nahazo vokatra vaovao izao indray.   Antso voarain’ny #PA-soamanandrariny tamin’ireo olona norahonan’ity Jiolahy ity no niaingana t@ny fisamborana azy.   Basy POLETA 7,65mm no tratra tao antranona lehilahy iray

HETSIKA FAMONGORANA IREO MPAKA AN-KERINY AO AMIN’NY DISTRIKA MAHABO

Posted by - décembre 22, 2023

Tanora iray zanaka mpaka an-keriny no Lavony Balan’ny Mpitandron’ny Filaminana tao aminy Fokotany TANANDAVA ( BEKOTIKA ) , Distrikan’ny MAHABO ny Alarobia faha 20 Desambra 2023 taminy folo ora sy fefany Alina . Raha ny zava –nisy dia nahazo vahana ny fakana an-keriny sy ny tsy fandriaham-pahalemana tao amin’ny distrikan’ny Mahabo ka niezaka ireo tompon’andraikitra

RAHARAHA FAKANA AN-KERINY TANY ANKAZOBE: 9 NALEFA ENY TSIAFAHY, 4 NAIDITRA AO ANKAZOBE, 4 ARAHA-MASO

Posted by - décembre 21, 2023

Tsy mijery fotsiny ny Fitondram-panjakana manoloana ireny trangana fakàna ankeriny tany amin’ny distrikan’i Ankazobe ireny, fa nandray andraikitra mba hampiverina ny Fandriampahalemana haingana. Nahitam-bokatra ny hetsika fandriampahalemana nataon’ireo Mpitandro filaminana nalefa tany antoerana hanavotra ireo nalaina ankeriny sy hanao hazalambo ireo andian-jiolahy. Nisy ny tatitra nomen’ny teo anivon’ny Zandarimaria izay nisahana ny famotorana. Ny faha

MBOLA NOROMBAHAN’NY ZANDARY JEAN DE DIEU NY AMBOARA MASTER 3

Posted by - décembre 14, 2023

HAZAKAZAKA K.V.A.A 7è Édition : MBOLA NOROMBAHAN’NY ZANDARY JEAN DE DIEU NY AMBOARA MASTER 3   Mavitrika amin’ny fandraisan’anjara amin’ny hazakazaka lavitr’ezaka ary tsy mitsahatra ny mitondra avo hatrany ny anaran’ny Zandarimariam-pirenena ny GPCE (er) RAKOTONDRASOA Jean de Dieu. Tafiditra voalohany tamin’ny hazakazaka lavitr’ezaka  » K.V.A.A 7°Edition (Kilomètre Vertical Angavobe, Angavokely)  » izy , ny

B I A N C O TOLIARA

Posted by - décembre 10, 2023

B I A N C O TOLIARA 20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.   Ady hevitra narahana fanentanana, nialohavan’ny kabary ifandilbiasana no nentina nanamarika ny fotoam-pankalazana androany m, izay natao teto amin’ny tokotany malalaky ny BIANCO eto Morondriake.   Samy nikaiky ireo rehetra nanantrika teto fa ny fijerena ny

Gasikara Fenosoa | Vita ny fakana ambavany

Posted by - décembre 8, 2023

Naharitra ora 4 be izao ny fakana am-bavany an’i Gasikara Fenosoa, Mpanao Gazety ao ami’ny Real Tv, tetsy amin’ny Borigadin’ny Zandarmariam-pirenena tetsy fiadanana androany. Tonga nankahery sy nanotrona azy ireo Mpanao Gazety marobe, nahitana ny Gazety ambava, an-tsoratra, ary ny Mpanao Gazety an’habaka. Nisolon-tenany Gazety an’habaka www.feonydemokrasia.mg teny i ‘Lay Mahintsy.   Tazana teny ihany

Mahavelona Ankazobe : Faritra mena amin’ny asan-dahalo

Posted by - décembre 5, 2023

Mahavelona Ankazobe : Faritra mena amin’ny asan-dahalo.Ampolony ny olona efa nalain’ny dahalo an-keriny.Lasibatry ny herisetra ny Zaza amam-behivavy ary vola be no takalon’aina   Tao anatin’ny 2 volana izay,tsisy matory antrano intsony ny olona ao amin’ireo fokontany maromaro mandrafitra an’i Mahavelona Ankazobe noho ny asan-dahalo mahery vaika. Mitsaoka any antsaha ireo mponina @ Alina matory

𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - décembre 4, 2023

𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, Mpikaroka Raokandro Malagasy, fantan-daza tamin’ny famoronana ny fanafody 𝐄𝐝1:  » Fanorenana Tobin’ny Zandarimaria hitsinjovana ny Fandriampahalemana hoan’ny Vahoaka ety ifotony no hitako ho fanehoana ny 𝑭𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 fa tsy fihetsiketsehana andalam-be hitondra korontana ».   Manasa antsika hanjoy ny horonan-tsary

RN2 : Fanamiana Zandary sy Police maromaro no hita tao Savalaina

Posted by - décembre 2, 2023

RN2 : Fanamiana Zandary sy Police maromaro no hita tao Savalaina .  » Akanjo novokarin’ny orin’asa iray avy ao Antananarivo izy ireo,ka halefa aondrana any ivelany amin’ny alalan’ny Sambo no nisy nangalatra tamin’iny RN2 iny efa ho iray taona izay. Nisy namaky teny andalana ny container nisy an’ireo fanamiana ireo. Fanamiana mpitandro ny filaminana maro

Tena Mila vonjy ireo Tantsaha ao amin’ny distrika Anjozorobe sy Ankazobe.

Posted by - novembre 14, 2023

  Tena Mila vonjy ireo Tantsaha ao amin’ny distrika Anjozorobe sy Ankazobe.   Mahakasika ilay FANAFIHAN-DAHALO tao Tranokambana, Kaominina Fihaonana Distrika Ankazobe omaly alina. Niditra ny tanàna ny dahalo teo amin’ny 8 Ora alina teo ary nanampina ny kiondalana rehetra izy ireo sady nanapoaka basy tsy akiato. Niezaka niditra tao an-tokatranon’i madame Monique kosa ireto