Novakian’ny jiolahy ny biraon’ny fitsarana ao Toamasina

Posted by - décembre 29, 2023

Ny alin’ny talata lasa teo dia novakian’ny jiolahy ny biraon’ny fitsarana ao Toamasina . raha ny fanambaran’ireo loharanom-baovao avy any an-toerana dia tsy naka na inona na inona ireo jiolahy raha ny fahitana ireo entana tsy nisy niala na nihetsika tamin’ny toerany. Tombanan’ireo mpanao fanadihadiana arak’izany ho fikasana hibata ny vatavy mihidy izay fitoeram-bola na

AMPATSY SOAMANANDRARINY : JIOLAHY IRAY NAHATRARANA BASY POLETA TAO AN-TRANONY

Posted by - décembre 26, 2023

  Vao tsy ampy herinandro izay no nahatratra Jiolahy raindahiny @ fanafihana sy fanendahana nisesy teto andrenivohitra ny zandary avieo anivon’ny poste avancé soamanandrariny dia izao nahazo vokatra vaovao izao indray.   Antso voarain’ny #PA-soamanandrariny tamin’ireo olona norahonan’ity Jiolahy ity no niaingana t@ny fisamborana azy.   Basy POLETA 7,65mm no tratra tao antranona lehilahy iray

HETSIKA FAMONGORANA IREO MPAKA AN-KERINY AO AMIN’NY DISTRIKA MAHABO

Posted by - décembre 22, 2023

Tanora iray zanaka mpaka an-keriny no Lavony Balan’ny Mpitandron’ny Filaminana tao aminy Fokotany TANANDAVA ( BEKOTIKA ) , Distrikan’ny MAHABO ny Alarobia faha 20 Desambra 2023 taminy folo ora sy fefany Alina . Raha ny zava –nisy dia nahazo vahana ny fakana an-keriny sy ny tsy fandriaham-pahalemana tao amin’ny distrikan’ny Mahabo ka niezaka ireo tompon’andraikitra

RAHARAHA FAKANA AN-KERINY TANY ANKAZOBE: 9 NALEFA ENY TSIAFAHY, 4 NAIDITRA AO ANKAZOBE, 4 ARAHA-MASO

Posted by - décembre 21, 2023

Tsy mijery fotsiny ny Fitondram-panjakana manoloana ireny trangana fakàna ankeriny tany amin’ny distrikan’i Ankazobe ireny, fa nandray andraikitra mba hampiverina ny Fandriampahalemana haingana. Nahitam-bokatra ny hetsika fandriampahalemana nataon’ireo Mpitandro filaminana nalefa tany antoerana hanavotra ireo nalaina ankeriny sy hanao hazalambo ireo andian-jiolahy. Nisy ny tatitra nomen’ny teo anivon’ny Zandarimaria izay nisahana ny famotorana. Ny faha

ANTSOHIHY : NAMOY NY AINY ILAY MIARAMILA VOAFIRA TAO ANJIAMANGIRINA

Posted by - décembre 14, 2023

Ny harivan’ny 12 Desambra 2023 efa somary maizina no nisy namira tampoka teo amin’ny lohany tao Anjiamangirina II ity mpitandro filaminana eo anivon’ny Tafika Malagasy ity ka nifamonjena‚ nohentina namonjy toeram-pitsaboana ary nanao ny ezaka rehetra ny mpitsabo fa noho ny ratra mafy nahazo azy dia tsy tàna ny ainy omaly maraina ny Alarobia 13

Mahavelona Ankazobe : Faritra mena amin’ny asan-dahalo

Posted by - décembre 5, 2023

Mahavelona Ankazobe : Faritra mena amin’ny asan-dahalo.Ampolony ny olona efa nalain’ny dahalo an-keriny.Lasibatry ny herisetra ny Zaza amam-behivavy ary vola be no takalon’aina   Tao anatin’ny 2 volana izay,tsisy matory antrano intsony ny olona ao amin’ireo fokontany maromaro mandrafitra an’i Mahavelona Ankazobe noho ny asan-dahalo mahery vaika. Mitsaoka any antsaha ireo mponina @ Alina matory

RN2 : Fanamiana Zandary sy Police maromaro no hita tao Savalaina

Posted by - décembre 2, 2023

RN2 : Fanamiana Zandary sy Police maromaro no hita tao Savalaina .  » Akanjo novokarin’ny orin’asa iray avy ao Antananarivo izy ireo,ka halefa aondrana any ivelany amin’ny alalan’ny Sambo no nisy nangalatra tamin’iny RN2 iny efa ho iray taona izay. Nisy namaky teny andalana ny container nisy an’ireo fanamiana ireo. Fanamiana mpitandro ny filaminana maro

Tena Mila vonjy ireo Tantsaha ao amin’ny distrika Anjozorobe sy Ankazobe.

Posted by - novembre 14, 2023

  Tena Mila vonjy ireo Tantsaha ao amin’ny distrika Anjozorobe sy Ankazobe.   Mahakasika ilay FANAFIHAN-DAHALO tao Tranokambana, Kaominina Fihaonana Distrika Ankazobe omaly alina. Niditra ny tanàna ny dahalo teo amin’ny 8 Ora alina teo ary nanampina ny kiondalana rehetra izy ireo sady nanapoaka basy tsy akiato. Niezaka niditra tao an-tokatranon’i madame Monique kosa ireto

𝗦𝗢𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗥𝗜𝗡𝗬 : ᴍᴘᴀɴᴇɴᴅᴀᴋᴀ,ᴍᴘɪᴠᴀʀᴏᴛʀᴀ ʀᴏɴɢᴏɴʏ ary ᴍᴘᴀᴍᴀᴋʏ ᴛʀᴀɴᴏ

Posted by - novembre 14, 2023

𝗦𝗢𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗥𝗜𝗡𝗬 : ᴍᴘᴀɴᴇɴᴅᴀᴋᴀ,ᴍᴘɪᴠᴀʀᴏᴛʀᴀ ʀᴏɴɢᴏɴʏ ary ᴍᴘᴀᴍᴀᴋʏ ᴛʀᴀɴᴏ   Lehilahy miisa 2 no voasambotra mahakasika ny raharaha fanendahana raha toa ka lehilahy iray hafa mahakasika ny vaky trano ;Ary sarona ihany koa ireo mpivarotra rongony eny amin’ny manodidina.   Ao anatin’ny hetsika sy ezaka hampihenana ny asan-jiolahy sy ny ady atao amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina tanteraka ny