BELO SUR TSIRIBIHINA : MPIANATRA ROA INDRAY NISY NAKA AN-KERINY ALINA

Posted by - janvier 21, 2024

πŸ“Œ Alina tokony tamin’ny 11 ora alina dia nitrangana fankana an-keriny tao amin’ny fokotany Tsaramandroso kaominina ambanivohitry Belo sur Tsiribihina ka zaza roa mianadahy 16 sy 13 taona mpianatra avy any ambanivohitra any Andrafineta fa mipetraka mianatra ao Belo sur Tsiribihina ireto nisy naka ankeriny ireto, olona telo no tonga tao amin’izy ireo ary nitady

MIANDRIVAZO NANADIO IREO TATATRA EO AN-TOERANA NY STAFF NY DΓ‰PUTΓ‰ NOTRONON’NY ZANDARY SY NY LEBEHIN’NY DISTRIKA

Posted by - janvier 21, 2024

πŸ“Œ Ny sabotsy faha 20 Janoary dia nanatan-teraka fanadiovana ireo tatatra eo amin’ny Kaominina Ambonivohitry Miandrivazo ny STAFF ny DΓ©putΓ© Sandy izay notarihin’ny Ramatoa Solombavambahoakan’ny Madagascar izay voafidy tao Miandrivazo ary notronon’ny Lebehin’ny Distrika sy ny avy ao amin’ny zandary, πŸ“Œ Ny fampandrosoana sy ny fitsonjovana ny vahoaka hoy ramatoa solombavambahoaka dia tsy hiandrasana ny

Belo sur Tsiribihina Mpiandry ny fiangonana FLM maty notofirin’ny dahalo

Posted by - janvier 19, 2024
 Ny arivan'ny Alakamisy faha 18 Janoary 2024 taminy 8ora alina tao Sasala Alfred, monina ato fokotany Ankirondro avaratra kaomina Bemarivo Ankirondro distrika Belo sur tsiribihina raha nody avy nivarotra teny an-tsena ity mpiandry ity dia efa nanaraka azy ireo dahalo.   Rehefa tonga tao trano kely izy avy hatrany  dia niditra ankeriny ireo dahalo, tao

Morondava : Nozarainy fitaom-pidiovana ireo sekoly ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactΓ©rienne

Posted by - janvier 19, 2024

πŸ“Œ  Ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactΓ©rienne izay areti-maso miparitaka tato ato dia nanao hetsika ny avy eo anivon’ny fitaleovam-paritry ny rano fidiovana sy fanadiovana ka nanao fanentanana sy nizara fitaom_pidiovana izay nahitana savony sy Gel main ary siny fasiana rano, tsy hanavahana hoy ny talem-paritry ny rano fidiovana sy fanadiovana Menabe na sekoly miankina

FOKONTANY MIISA 3 NO INDRAY DOBO-DRANO

Posted by - janvier 17, 2024

Fantatra fa hatramin’ny anio, dia Fokontany miisa 3 no indray dobo-drano, ao amin’ny Kaominina ambonivohitr’i Morondava. Raha ny  fijerin’ny mponina  dia vokatry ny fanotorana tany sesilany atao ato anatin’ity Renivohitr’i Menabe ity no antony mahatonga izany, ka mitarika rano tsy ahita hivoahany intsony. Tokony hojerena akaiky ihany ity fanotorana tany sesilany ity, satria araka ny

FIFIDIANANA TOKONY NAVERINA NEFA TSY NAVERINA MITAKY NY VOLANY IREO KANDIDA

Posted by - janvier 17, 2024

πŸ“Œ Isan’ireo kaominina vitsivitsy tokony hamerina ny fifidianana ben’ny tanana farany teo ny kaominina ambonivohitry Morondava saingy tapitra ihany ny fitoam-pitondran’ireo ben’ny tanana izay niara nofidiana tamin’izany saingy tsy nisy ny fanatanterahina ny didy izay navoakan’ny fitsarana fa dia ben’ny tanana mpisolo toerana no nitondra hamin’ny nametrahan’ny ben’ny tanana fialana satria isan’ireo nilatsaka ho fidiana

Hay trano mahatsiravina no niseho teto Morondava

Posted by - janvier 17, 2024

πŸ“Œ Morondava nitrangana haitrano vokatry ny herinaratra indray Trano efatra no ravan’ny afo io maraina io teto amin’ny kaominina ambonivohitry Morondava trano fisakafoanana ny iray, tranom-barotra ny iray sy trano fianarana mamily fiara-kodia ny iray izay niaraka tamin’ny biraony , marihina moa fa io ihany no mba fianarana fiara-kodia ato Menabe,ary ny biraon’ny tantsoroka zo

π…πšπ«π’π­π«πš πŒπžπ§πšπ›πž πŸ‘πŸ,πŸ‘πŸ 𝐒𝐬𝐚𝐧-𝐣𝐚𝐭𝐨𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐨𝐚𝐟𝐨𝐧𝐣𝐚 𝐧𝐨 𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚π₯𝐞𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐳𝐲

Posted by - janvier 16, 2024

  Ahitana fonja lehibe telo ato amin’ny faritra Menabe fa ny roa ihany no efa miasa Dia ny maisons centrale ao Miandrivazo sy Morondava raha mbola miandry ny fitokanana azy kosa ny maisons centrale ao Belo sur Tsiribihina.   Miisa 929 ireo voafonja ato Menabe raha ny daty nanomezan’ny filohan’ny repoblika andriamatoa Andry Rajoelina fanalefahan-tsazy

BELO TSIRIBIHY | VOKATRY NY FAKANA ANKERINY MISESISESY DIA HAKATONA NY SEKOLY.

Posted by - janvier 14, 2024

Nanapa-kevitra ny talen-tsekoly rehetra manomboka amin’ny EPP hatramin’ny LycΓ©e ao Antsiraraky, Belo tsiribihy na miankina na tsy miankina fa hanakatona tranon-tsekoly manomboka rahampitso alatsinainy 15 janoary hatramin’ny fotoana tsy mbola voafaritra manoloana ny fampihorohoroana fakana ankeriny miantefa amin’ny ain’ny mpampianatra   Ny antony dia noho ny fisian’ny Kidnapping tao Antsiraraky, Belo Tsiribihy, ka mpianatra mianadahy