FARITRA MENABE BEN’NY TANANA IRAY NIDOBOKA AM-PONJA VONJIMAIKA

Posted by - fΓ©vrier 9, 2024
πŸ“Œ Nisy lehilahy iray nampiahiahy ny zandary naonao fisafoana tao amin'ny kaominina ambanivohitra Beroboka avatra ao amin'ny distrikan'ny Belo sur Tsiribihina ka niroso tamin'ny fisavana azy ireo zandary dia nahitana moara (ody gasy) sy fahana Telma maromaro taminy nandritr'izany niroso tamin'ny fisamborana sy fitazomana azy ny zandary ary nanokatra fanadihadiana satria isany fataon'ireo mpaka an_keriny

CEG MAHABO NOTOLORANA SOLOSAINA SY FITAOVAM-PANATANJAHAN-TENA

Posted by - fΓ©vrier 7, 2024

πŸ“Œ Nohon’ny fangatahan’ny talen_tsekoly tamin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa dia tonga namaly izany ny minisitra ka solosaina miisa telo miaraka amin’ny imprimante iray ary baolina miisa 13 ka 6 baolina kitra ary 7 basket sy fanamiana hilalaovana baolina kitra sy basket miisa 12 no natolotra ny CEG ao Mahabo sy

FANOKAFANA AMINY FOMBA OFFICIAL NY FAMBOLEAN-KAZO ATO AMINY DISTRICT BELO TSIRIBIHY

Posted by - fΓ©vrier 7, 2024

πŸ“Œ Notanterahina androany alarobia 07febroary 2024 taminy 8ora maraina teo tokoa moa rolahy gny fanokafana aminy fomba official gny fambolean-kazo ato aminy District Belo Tsiribihy Izay notarihin’ny Chef District Atoa RAFANOMEZANTSOA Jean Baptiste sy Ben’ny tanΓ na ny Belo Tsiribihy Atoa NOME Richard Karibo ary ireo chef de service rehetra ato aminy District Belo tsiribihy πŸ“Œ

FARITRA MENABE MITOHY HATRANY NY TANAMARON’NY FANDRIAM-PAHALEMANA

Posted by - fΓ©vrier 6, 2024

πŸ“Œ Nidina ifotony tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankilizato omaly ny alatsinainy ny lehiben’ny vondrontobim-pileovana Menabe Colonel Fanevason Onimihary sy ny lehiben’ny vondrontobim_paritra Morondava Capitaine Ramaroson Zo eo anivon’ny zandarimaria nanatanteraka ny tanamaron’ny fandriam_pahalemana ka olona aman’alina no nitarika izany teo amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Ankilizato na dia latsaka aza ny orana dia tsy nisy

Nahazo Fampitaovana sy trano fitsaboana ny tanoran’ny Morondava

Posted by - fΓ©vrier 5, 2024

πŸ“Œ Nandritrin’ny fandalovan’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa sy ny mpandrindra ny UNFPA eto Madagasikara ramatoa Josiane Yaguibo teto Morondava dia nisy ny fznaovan_tsonia ny fiarahamiasa eo amin’ny ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena andaniny sy ny FISA Madagasikara ankilany izay mirakitra ny fananganana trano fitsaboana hisahana ny fahasalamana aram-pananahan’ny tanora, izay

FAMETRAHANA FANDRIAM-PAHALEMANA, NAVORY IREO LEHIBEN’NY FOKOTANY

Posted by - fΓ©vrier 5, 2024

πŸ“Œ Ny maraina ny alatsinainy faha dimy febroary dia namory ireo lehiben’ny fokotany eto amin’ny kaominina Ambonivohitry Morondava ny lehiben’ny vondritobim_pileovana Menabe Colonel Fanevarison Onimihary sy ny lehiben’ny vondritobim_paritra Morondava Capitaine Ramaroson Zo eo anivon’ny zandarimaria ka tamin’izany no nampatsiahivina ny andraikitry ny lehiben’ny fokotany ary ny fandaminana ny tanana satria tena maloto sady tery

FAHATRARANA OMBY HALATRA AVY AMIN’NY DISTRIKA MPIFANILABODIRINDRINA AMIN’I MIANDRIVAZO

Posted by - janvier 31, 2024

πŸ“Œ Tontosa ny talata faha 30 janoary 2024 ny famerenana soa amantsara amin’ny tompony ireo omby 14 very tao amin’ny fokotany Ambohitromby kaominina ambanivohitry Belobaka distrikan’i Tsiroanomandidy faritra Bongolava πŸ“Œ Marihina fa ny 26 janoary 2024 lasa dia nisy tranga fanafihan-dahalo ka naharatrΓ na olona roa tao amin’io kaominina Belobaka io. πŸ“Œ Noho ny fiaraha-miasa ny

MORONDAVA NISITRAKA FIHOFANANA AMIN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA IREO MPANAO GAZETY

Posted by - janvier 30, 2024

πŸ“Œ Mpanao gazety Miisa 13 miasa amin’ny haino vaky jery ato Morondava no nisitraka fihofanana mikasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny fampiroboroboana ny miralenta androany faha 30 Janoary, izay notaterahin’ny C For C tamin’ny alalan’ilay tetikasa SAHALA izay tetikasa efa ho tapitra amin’ity volana Janoary ity ka izay no anton’izao hatsik’asa fampihofanana ireo mpanao

FARITRA MENABE TAO MIANDRIVAZO NO NANOKAFANA NY FAMBOLEN-KAZO

Posted by - janvier 27, 2024

Tao amin’ny fokotany Betalatala kaominina ambanivohitry Andranomainty distrikan’ny Miandrivazo no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fambolen-kazo ho an’ny faritra ka velara_tany 25Ha no novolena zana-kazo 28.000 isa, nitarika ny hetsika moa ny talem-paritry ny tontolo iainana ny faritra Menabe notronon’ny Governoran’ny faritra Menabe sy ny solombavambahoakan’ny Miandrivazo ary ireo hery velona rehetra tao Miandrivazo izay

JIRAMA MORONDAVA : TSISY MISY JIRO FA LANY SOLIKA

Posted by - janvier 24, 2024

πŸ“Œ Tapaka nanomboka androany Alarobia 24 Janoary 2024 sahabo tamin’ny 03  ora Tolak’andro teo  ny Jiro manerana ny tananan’i Morondava nohon’ny tsy fisian’ny solika ary mbola tsy fantatra ny hiverenan’ny jiro,  fa kosa  ny rano dia mandeha tsara toy ny andavan’andro ihany. πŸ“Œ Fantatra fa efa miezaka mitady vahaolana ihany ireo tomponandraikitra rehetra eto Morondava