𝐙𝐀𝐙𝐀 πŒππŽπ‹π€ π“π’π˜ π‡π€π‘π˜ 𝐍𝐎 ππˆπ’π˜ ππ€ππ€π‘π˜ π“π„π“π’π˜ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…πŠπ“ π’πŽπ€ππˆπ€πƒπ€ππ€ππ€ π’π€ππŽπ“π’π˜ ππ€πŒπ„π‡π€ππ€

Posted by - janvier 17, 2024

  Zaza kely mbola enim-bolana an-kibo, no nisy nanary tetsy amin’ny Fokontany Soaniedanana, Ankizy sendra nilalao no nahatsikaritra tsy lena na Sachet maintimainty teo amoron-drano no nahita ity izay nisy ny fatin’ity zazarano arak any filazan’ny taolo azy.     Ireo zaza ireo indray no nitatitra tamin’ny olon-dehibe teo an-tanana, ka dia vory ny ny

Tovolahy vao 23 taona no tra-tehaky ny Polisin’ny « Cybercriminalité »

Posted by - janvier 13, 2024

CYBERCRIMINALITE | VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY TOVOLAHY MANDRAHONA SY MITAKY VOLA AMIN’NY VEHIVAVY AO ANATY FACEBOOK   Tovolahy vao 23 taona no tra-tehaky ny Polisin’ny « Cybercriminalité » ny zoma 12 janoary 2023 teo noho ny fandrahonana, fitakiana vola, fanerena hiray ara-nofo ao anaty Facebook.   Mampiasa irony « kaonty fakoΒ Β» irony ity tovolahy ity ary ampiresahiny ireo

π…π€πŒππŽπ‹π„π-πŠπ€π™πŽ π‡πŽ π…πˆπ€π‘πŽπ•π€ππ€ 𝐍𝐘 π“πŽππ“πŽπ‹πŽ πˆπ€πˆππ€ππ€ | 𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 π‡πŽ 𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐓𝐑𝐀

Posted by - janvier 11, 2024

π…π€πŒππŽπ‹π„π-πŠπ€π™πŽ π‡πŽ π…πˆπ€π‘πŽπ•π€ππ€ 𝐍𝐘 π“πŽππ“πŽπ‹πŽ πˆπ€πˆππ€ππ€ | 𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 π‡πŽ 𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐓𝐑𝐀   Izao vanim-potoan’ny fahavaratra izao no fotoana tsara indrindra ambolena hazo ary anaraha-maso sy ikolokoloana ireo zanakazo novolena teo aloha.   Tsy anavahana fa natao ho antsika rehetra ny zanakazo eny amin’ny tanin-janakazo manerana ireo Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ary

MASOIVOHON’NY FIRENENA SINOA ETO MADAGASIKARA | NANOLOTRA FANAMPIANA TETSY AMIN’NY BNGRC

Posted by - janvier 10, 2024

Tontosa androany 10 Janoary 2023 tetsy amin’ny foibe misy ny BNGRC ny lanonana Ofisialy nanoloran’ny Masoivohon’ny Sina entim-bahoaka miasa sy monina eto Madagasikara hoan’ny governemanta malagasy amin’ny alalan’ny BNGRC, fanampiana ara-tsakafo ho an’ireo tradoza vokatry ny fandalovan’ny rivodoza ALVARO.   Nohamafisin’ity Masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina eto Madagasikara ity ny fifamatoran’ny firahalahiana sy ny fiaraha-miasa eo

Antaninarenina sy Analakely| Akon’ny Fankalazana ny Noely 2023

Posted by - dΓ©cembre 26, 2023

Tonga maro teny Antaninarenina sy Analakely ary filaharam-be no niditra tao an-tokotanin’ny lampam-panjakana Ambotsirohitra izay voaraka tsara ka nosokafan’ny fandidiana ny repoblika hitsidihin’ny vahoaka, Nanana 5mn ny olona tsirairay  hijerena sy hakana sary tao, tamin’ny 11 ora sasany alina no nialan’ny mpanao gazety teny an-toerana fa mbola maro be ireo milahatra. Faly sy Ravo ireo