π Sahirana ireo vehivavy isaka ny hanomana lanonana vokatrin’ny tsy fisiany vilagnibe hatrizay , Voavaha izany ankehitriny nomeny Solombavambahoaka RAKOTONIRINA JHON WHARY vilagny 200 kapoaka araiky sy 60 roa ary fandoarambary na ondroko roa maventy.
π Natolotra ho an’ny vehivavy 8 mars ao amin’ny Kaominina Ambinanisakana ireo fitaovana ka anjaranizy ireo mikojakoja azy . Eo ihany koa ny fanolorana jiro mandeha amin’ny heriny masoandro ampetraka eny aminy toerana maizina.
Nangonin’i : Brudo Raseta