Fiaraha-monina Sambo lehibe iray mpitondra mpizahatany MSC Poesia no tonga eto Antsiranana Posted on fΓ©vrier 10, 2024 at 11:04 pm by feonydemokrasia 850 0 π Sambo lehibe iray mpitondra mpizahatany MSC Poesia no agnarany. 2150 ny mpizahantany ato anatinβity Sambo ity. Avy any Eoropa no Tonga teto Antsiranana ny maraina teo. π Nangonin’i Sela Fanambarana
Fokotany Tanamborozano mitambatra | Manambatra ny heriny ny Lehiben’ny FKT Posted by feonydemokrasia - janvier 22, 2024 0 π Fokotany Tanamborozano mitambatra: Manambatra ny heriny,mba hitondra fampandrosoana amin’ny fokotany izay iadidiany ireo Lehiben’ny fokotany. π Nampiseho ny…
AMBONIN’AMPAHAMARINANA: EFA TSY TOKONY HIPETRAHANA INTSONY ARAKA NY FANADIHADIANAΒ Posted by feonydemokrasia - dΓ©cembre 8, 2024 0 Tokatrano 400 tafo ahitana olona manodidina ny 2000 any ho any no tandindomin_doza amin’ny mety ho fihotsahan’ny tany na vato…
VOKATRY NY FANDALOVAN’NY RIVODOZA GEZANI TATO AMIN’NY DISTRIKAN’AMBATONDRAZAKA Posted by feonydemokrasia - fΓ©vrier 11, 2026 0 Nanomboka tamin’ny 09 ora alina te ho eo no nisafotofoto ny rivotra teto amin’ny renivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro ny…
PREFECTURE TOLIARA Posted by feonydemokrasia - mars 20, 2024 0 π₯ Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji…
ππ’π§π’π¬πππ«ππ§’π§π² πππ«ππ¬ππ«π π¬π² π§π² ππ¨π₯π¨π§ππ¬ππ’π§π | πππ§π¨π§π¨π₯π¨ππ«π πππ§ππ¦πππ’π¬ππ¦π©ππ¨ π‘π¨ππ§’π§π² ππ’ππ§π π¨π§ππ§π ππππ¨π₯π’π€π πππ’π§ππ πππ«π’π Posted by feonydemokrasia - juin 1, 2025 0 Feno 188 taona ankehitry ny fiangonana katolika Sainte Marie ary izy no fiangonana katolika nijoro voalohan’ny teto Madagasikara . Vaindohandrahara…