SAKARAHA SALAMA

31 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato anatin’ny Distrikan’i Sakaraha, fiaraha miasa amin’ny OMS famatsiam-bolany PSI Madagasikara.
Kominin’i Bereketa izay vita tao anatin’ny 20 minitra no nandehanany voalohany, izay teto Sakaraha ihany no mibaiko io Drone io, Fanafody fanefitra iadiana amin’ny Lefak’ozatra sy kitrotro no nampitondraina azy io.
Niatrika izao sidina voalohany izao moa ireo Solontenam-panjakana eto Sakaraha sy ny Deputen’i Sakaraha LONGORAFA, izay nanentana ireo Ben’ny Tanana mba hikoike ireo hasaverena mba tsy ho tompo-trano mihono amin’ny fandraisana io drone io fa soa hoan’ny taranaka no entin’ny fanjakana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Fahasalamana
Nangonin’i JOB

Related Post

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 « 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐓 𝐃𝐑𝐎𝐍𝐄”

Posted by - mars 16, 2024 0
𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 « 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐓 𝐃𝐑𝐎𝐍𝐄” 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐅𝐎𝐃𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐑𝐎-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 ———————————- Faritra sy District saro- dalana maro no misitraka…