RIVODOZA DIKELEDI

19 0
Nahazo fanairana miloka Maintso ny distrikan`i Mandritsara. Nanao fanentanana ny vahoaka ho malina amin`ny mety takaitra entin`izany ny lefitry ny lehiben`ny distrika Orelien Heriniaina. Rivotra mafy hanimba zavatra ary atahorana hiantraika amin`ny fotodrafitrasa no nanentanany ny vahoaka anatin`ny distrikan`i Mandritsara.
Nangonin`i Claudio

Related Post