π…πˆπ“πŽπŠπ€ππ€ππ€ π“π‘π€ππŽ π…πˆπ€ππ€π‘π€ππ€ π“π€πŽ π€πŒππŽπ€π•πŽπ‘πˆπŠπ„π‹π˜ πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€ππƒπˆπ‹π€πŒπ„ππ€

293 0
Ny Sabotsy 05 Oktobra 2024 teo no notokanana ny efitratrano fianarana vaovao ao Amboavorikely, Fokontany Ankisaka any amin’ny Distrikan’Andilemena.
Ny lehibean’ny Distrika Andriamatoa RALOVASON RAKOTONIRINA Bernard no nitarika ny lanonam-panokafana ary tonga nanontrona sy nanome voninahitra izany ny Solombavam-bahoaka sy ireo tompon’andraikitra isa-tsokajiny avy any an-toerana, ary ireo olo-manakaja sivily sy miaramila.
Vokatry ny fiaraha-miasa 3P na Β Β» Partenariat – Public – Privé » moa izao efitrano fianarana vaovao izao ka mpandraharaha iray tany an-toerana no anisan’ny vy nahitana sy angady nanana izany miaraka amin’ireo dablio vaovao mameno ny efitrano fianarana.
Nangonin’i 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…