๐…๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€๐๐€ ๐“๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐“๐€๐Ž ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐•๐Ž๐‘๐ˆ๐Š๐„๐‹๐˜ ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€๐๐ƒ๐ˆ๐‹๐€๐Œ๐„๐๐€

394 0
Ny Sabotsy 05 Oktobra 2024 teo no notokanana ny efitratrano fianarana vaovao ao Amboavorikely, Fokontany Ankisaka any amin’ny Distrikan’Andilemena.
Ny lehibean’ny Distrika Andriamatoa RALOVASON RAKOTONIRINA Bernard no nitarika ny lanonam-panokafana ary tonga nanontrona sy nanome voninahitra izany ny Solombavam-bahoaka sy ireo tompon’andraikitra isa-tsokajiny avy any an-toerana, ary ireo olo-manakaja sivily sy miaramila.
Vokatry ny fiaraha-miasa 3P na ย ยป Partenariat – Public – Privรฉย ยป moa izao efitrano fianarana vaovao izao ka mpandraharaha iray tany an-toerana no anisan’ny vy nahitana sy angady nanana izany miaraka amin’ireo dablio vaovao mameno ny efitrano fianarana.
Nangonin’i ๐‘ณ๐’๐’—๐’‚ ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’‚ฬ€

Related Post

๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก’I ๐—๐—˜๐—ก๐—˜๐—ฅ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”

Posted by - octobre 3, 2025 0
๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—˜๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฆ๐—˜ ๐—˜๐—Ÿ๐—”๐—›๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ข๐—ฅ๐—˜ ; ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐˜‚๐—น๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—ฒ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒฬ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฆ๐—ผ๐—ฐ๐—ถ๐—ผ ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ : ๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‹๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚๐’’๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’’๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’“๐’…

Ny Kolonely Ratsimandrava Richard

Posted by - fรฉvrier 11, 2024 0
Ratsimandrava Richard dia miaramila sy mpitondra fanjakana malagasy, teraka tamin’ ny 21 Marsa 1931 tao Mangarivotra, Antananarivo ary maty tamin’ ny 11 Febroary 1975…