Zaza 2 no maty tao amin’ny kaominina Ivato Centre izay ahiana ho ย ยป Peste biboniqueย ยป raha nahazo fitsaboana malaky kosa ny reniny
Mbola misy ny pesta ary voalohany Amoron’i Mania
Distrika Ambositra sy Manandriana no mbola ahitana ny tranga eto amin’ny faritra
Efa nisy didy navoakan’ny anivon’ny Prefektiora mahakasika ny fanadiovana nametrahana ny komity tamin’ny taona lasa saingy vitsy ny manatanteraka hany ka mbola tsy mety foana ny aretina
ย Ampy zay ny fanentanana koa hiroso amin’ny fanasaziana hoan’ireo Fokotany minia tsy manadio hoy ny eo anivon’ny OMC
๐ Ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactรฉrienne izay areti-maso miparitaka tato ato dia nanao hetsika ny avy eo anivon’ny fitaleovam-paritry…
#05_Decembre #JIV: Journรฉe Internationale de Volontatiat #Miarahaba_Antsika Ireto sary vitsivitsy ireto no entina hitondrana teny fiarahabana sy firarian_tsoa ary…
โฉNotanterahina nandritrinโny dimy andro teto aminโny renifohitry ny faritra Menabe tao aminโny Espace Chris Morondava ny atrikโasa nokarakarainโny ministeranโny fahasalamana…