๐Œ๐š๐ž๐ฏ๐š๐ญ๐š๐ง๐šฬ€๐ง๐š: ๐๐š๐ง๐š๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐Ÿ๐ข๐ฏ๐จ๐š๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ฆ๐›๐š ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ณ๐จ ๐ญ๐ฌ๐š๐ฉ๐š๐ข-๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ž๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ฅ๐š๐Ÿ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ก๐š๐ฅ๐ž๐ฆ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ž๐Œ๐‚ ๐‘๐„๐† ๐๐ž๐ญ๐ฌ๐ข๐›๐จ๐ค๐š.

5 0

๐Ÿ“Œ Tao amin’ny efitranom-pivorianan’ny prefektioran’i Maevatanร na ny Talata faha 17 Martsa taona 2026 teo iny, tokon’ny tamin’ny 04 ora hariva tany ho any no nanatanteraka fivoriana niarahana tamin’ny mambra ny OMC Betsiboka, sy ireo mpisehatra rehetra amin’ny lafin’ny tsy fampandriam-pahalemana aty an-toerana, izay nahitana ireo solotena: eo anivon’ny farita Betsiboka, mpitsara mpanao famotorana, lehiben’ny boribory tany, ben’ny tanร na, Talem-paritry ny fananan-tany, ekipa mandrafitra ny dinam-pokon’olona, filoham-pokontany, firaisamonimpirenena: ย ยป Rรฉseau des Jeunes OBS Mada Betsiboka. ยซย 
๐Ÿ“Œ Ny dinidinika ambany tafon-trano notarihan’Atoa prefetn’i Maevatanร na natao teto moa dia hanatsarana sy hanomezana torimarika, hialana amin’ny mety ho firongatry ny tsy fandriam-pahalemana ato anatin’ny faritra Betsiboka.
๐Ÿ“Œ Izany no natao mba hisian’ny vokatra azo ho miantefa amin’ny fiainam-bahoaka. Saingy azo tsapai-tanana kosa aloha hatreto ny fihenan’ny tsy fandriam-pahalemana misy, raha ny angom-baovao voaray hatrany.
๐Ÿ“Œ Eto am-pamaranana ny lahatsoratra dia tsara ny mampahafantatra fa nafana ny fanehoan-kevitra nisy, izay naharitra ora maro teto no nampanantsoina manokana nandritra izao fivoriana izao ny tompon’andrakitra voalohany, eo anivon’ny Jiro sy Rano Malagasy eto Maevatanร na ny amin’ny tokon’ny mba hijerena vahaolana maharitra amin’ity fahatapan-jiro tsy mety manam-pahavitana lazaina fa misy olana ara-tekinika lava ity . Nandeha moa ny fanontaniana tamin’io tompon’andrakitra voalaza etsy aloha io, amin’ny tena zava-misy marina manoloana ny fahatapan-jiro, izay mampitondra faisana ny vahoaka an-kehitriny, sao hampanararaotra ireo mpanao ratsy amin’ny hateraky haizina misy aty an-toerana.
โœ๏ธ Zandry be Tantely
๐Ÿ“ท OBS Mada Betsiboka & Z.B

Related Post