Omby vavy miisa 3 no nofirain’olona tsy fantatra

275 0
๐Ÿ“ขTranga hafa kely
โŒMangabe Maroantsetra : Omby vavy miisa 3 no nofirain’olona tsy fantatra tao amin’ny fokontany Mangabe, Maroantsetra ny 26 Novambra lasa teo.
๐Ÿ“ŒTsy fantatra mazava ny antony na sotasota na fihalonana na zavatra hafa mihitsy.
โญ•Teny an-tanimbary ireto omby ireto no nosomparana ka mampametrampanontaniana ny maro ary tamin’ny andro mbola mazava.
๐Ÿ“ Nisy tamin’ireo omby no tapaka ny tongony noho ny ratra lalina nahazo azy (hoditra sisa no mitazona ny tongony havanana amin’ny ilam-bodiny) ,ary nisy ihany koa ny voafira hatrany amin’ny sofiny roa.
Ary ny 2 tamin’ireo omby ireto no bevohoka.
๐Ÿ›‘ Misokatra ny fanadihadiana ๐Ÿ›‘
Nangonin’i Malala Tsa

Related Post

๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina…