Omby 9 maty nilatsaham-potaka omaly alatsinainy alina no tao Ankiakabe Ambohimanakana fokontany Ambinanijabahina kaominina Pont Sofia distrika Mandritsara.
ho fanatsarana ny fikirakirana ny fananan-tany ato Menabe sy Melaka dia nanatanteraka atrikasa ho fanangonana ireto atontan-kevitra nandritrin’ny fanaovana karatany…
Taorian’ny nandalovan’ilay rivodoza mahery vaika Gezani dia nanatanteraka hetsika fanohanana ho an’ireo ankizy mpianatra tra-boina any Toamasina ny fikambanana Làlan’i…